Manolotra ny arahaba ary manonona ny Fiadanan'i Kristy ho amintsika rehetra.
Toetra takiana ary didy nomen'i Kristy antsika ny fitiavana na ny fifankatiavana. Mampianatra antsika hitia an'Andriamanitra sy ny olombelona (mpiara-miaina amintsika) ny baiboly. Aiza ho aiza nefa ny fototra?
Velom-panontaniana ny apôstôly Paoly: "Iza no hahasaraka antsika amin'ny fitiavan'i Kristy? Fahoriana va, sa fahantrana, sa fanenjehana, sa mosary, sa fitanjahana, sa loza, sa sabatra? " Romana 8/35.
Ny zava-miseho dia mety hahatonga antsika hitia na hankahala zavatra iray. Mety ho toa izany koa ny miaraka amin'Andriamanitra. Rehefa mandinika ny fiainantsika isika dia ifandimbiasan'ny olana sy ny fiadanana foana. Ireo tranga eo amin'ny andavanandrontsika dia mety mitarika antsika hametra-panontaniana hoe "tia ahy marina ve Andriamanitra?", "nahoana no toa izao no niseho fa tsy ilay nantenaina?" . Mety hisarika antsika ihany koa hanadino ny Fitiavan'Ilay Avo indrindra antsika, ohatra, rehefa ao anatin'ny fiadanana.
Anio, ry havana malala, mampatsiahy sy mampahery antsika ny Tenin'Andriamanitra fa tena tia antsika Izy. Tsy misy isalasalana izany fa hoy Izy: "...Fitiavana Mandrakizay no nitiavako anao..." Jeremia 31/3.
Izany hoe, tsy manam-pahataperana ilay Fitiavany antsika ary mitaona antsika hanary ny fisainana mifanohitra amin'izany.
Rehefa dinihina ilay fanontanian'i Paoly etsy ambony dia toa mamporisika antsika hijanona ka handinika tsara hoe: inona no lehibe ao am-potsika? inona no imatimatesantsika? miala sy miongotra amintsika ve ny Fitiavan'i Kristy raha iharan-javatra isika? (raha araka ny fijery maha olombelona dia zavatra ratsy no voatanisa eo: fahoriana, fahantrana...).
Fantaro fa n'inon'inona mihatra amintsika, n'iza tia na tsy tia antsika, na ahoana na ahoana fitrangan'ny toe-javatra eo amin'ny fiainantsika, n'aiza n'aiza misy antsika ary na oviana na rahoviana dia tena tia antsika Andriamanitra: "Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay. Jaona 3/16; "Fa Andriamanitra mampiseho ny fitiavany antsika, fa fony mbola mpanota isika, dia maty hamonjy antsika Kristy" Romana 5/8. "Tsy misy manana fitiavana lehibe noho izao, dia ny manolotra ny ainy hamonjy ny sakaizany. Hianareo no sakaizako, raha manao araka izay andidiako anareo." Jaona 15/13 - 14. Efa nasehon'i Jesosy izany Fitiavan'Andriamanitra antsika izany: nanolotra ny ainy Izy ho famonjena antsika.
Koa ankehitriny, manàna toky ekeo amin'ny fo rehetra fa tena tia antsika mandrakariva i Jesosy.
Inona no havalintsika izany?
Misy ohabolan'ny ntaolo Malagasy manao hoe: "Ny fitia mifamaly mahatsara fihavanana". Koa ndeha, ry havana malala, hamaly izany Fitiavan'Andriamanitra izany ka hanambara amin'ny fotsika sy ny fanahitsika manontolo fa tena tiantsika ihany koa Andriamanitra, tiantsika ny fitondrany sy ny fitatantanany, mahafa-po antsika izay efa nataony tamintsika ary tsy hiala Aminy mandrakizay ihany koa isika.
Ndeha hanolotra ny amintsika manontolo ho Azy ihany koa isika, hatramin'ny foronana kely indrindra ao anatitsika ka hatram'izao hita maso izao.
Ahoana nefa izany hoe tia sy manolo-tena izany? "Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Raha misy tia Ahy, dia hitandrina ny teniko izy; ary ny Raiko ho tia azy, ary hankao aminy Izahay ka honina ao aminy. Izay tsy tia Ahy dia tsy mitandrina ny teniko; ary ny teny izay renareo dia tsy Ahy, fa an’ny Ray Izay naniraka Ahy." Jaona 14/23 - 24.
Hafatra :
"Fa matoky aho fa na fahafatesana, na fiainana, na anjely, na ireo fanapahana, na zavatra ankehitriny, na zavatra ho avy, na hery, na ny ambony, na ny ambany, na inona na inona amin'izao zavatra ary rehetra izao, dia tsy hahasaraka antsika amin'ny fitiavan'Andriamanitra izay ao amin'i Kristy Jesosy Tompontsika." Romana 8/38 - 39.
"Dia hoy Jesosy taminy: Tiava an'i Jehovah Andriamanitrao amin'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra ary ny sainao rehetra (Deo. 6. 5). Izany no didy lehibe sady voalohany. Ary ny faharoa, izay tahaka azy ihany, dia izao: Tiava ny namanao tahaka ny tenanao (Lev. 19. 18)" Matio 22/37 - 39
Ho an'Andriamanitra irery ny Dera sy ny Laza ary ny Voninahitra mandrakizay ary ho an'izay tia Azy ny fandresena efa nentin'i Jesosy nitia ny olombelona rehetra.
Toutes les actualités du sort à Madagascar et  l'étranger au quotidien plus un vrai réseau social et des tonnes d'autres rubriques sur notre site http://www.madasports.com
bonjour
est ce que quelqu'un saurais me traduire le nom de l'organisation mentionné ci dessous?
Mille mercis d'avance
Marbetu
efa mitsangana ankehitriny ny site http://www.madasport.net ahitana ny vaovao sport misongadina rehetra eto Madagasikara sy any ampita,eo ihany koa ny vidéos actus,ny sondage,ny article à commenter,tsidiho de omeo eto amin'ny madatsara ny hevitrao
Bonjour,
je voudrais savoir comment dire en malgache de la côte est:
tu me manque
tu es vraiment une amie,
j'apprécie ta compagnie,
je viens tout de suite,
bonne nuit,
merci beaucoup.
Bonjour à toutes et à tous,
Vous êtes à la recherche d'un cadeau pour un(e) ami(e), un(e) amour, un(e) proche ou tous simplement vous avez envie d'offrir un cadeau pour un anniversaire, ou une quelconque occasion et tout prochainement pour la St Valentin. Nous vous offrons des cartes personnalisées, imprimées sur du papier haute qualité conçu spécialement pour les cartes ou vous pourrez inscrire ce qui vous passe par la tête pour la personne ou mettre vos photos sur la carte, nous vous offrons également vos photos en poster personnalisé avec des dimensions différentes selon vos besoins, et enfin nous offrons des posters décoratives avec des images préconçues pour la décoration intérieur de votre salon, de votre chambre ou de votre cuisine ou même de votre salle de bain.
On a aussi des motifs d’image pour les cartes et invites mariages ou faire part mariages.
Veuillez nous écrire à artkantogasy@gmail.com pour recevoir gratuitement notre catalogue et passer vos commandes.
Il y en a pour tous les gouts et pour toutes les couleurs.
Art Gasy Kanto : "Vos cadeaux et déco, on vous les offre en couleur"
Tel : 0327221726 / 0337266662 / 0344155748
Email : artkantogasy@gmail.com
La BGFI-Bank, une banque un peu particulière, essentiellement basée au Gabon, au Congo-Brazzaville, en Guinée-Equatoriale et en France, vient d'annoncer qu'elle s'implantait à … Madagascar! Les 3 premiers pays Africains où la banque est implantée sont tous dans le golf de Guinée et producteurs de pétrole. Pourquoi ce long bond au milieu de l'océan Indien?
1. Marc Ravalomanana a été Lissoubaïsé
Comme Lissouba au Congo Brazzaville, Marc Ravalomanana est arrivé au pouvoir à la suite d'une élection libre et démocratique. Comme Lissouba, Marc Ravalomanana succédait à un régime dictatorial, celui de Didier Ratsiraka. Comme Lissouba, Marc Ravalomanana a eu l'impertinence de penser qu'il était président d'un pays libre et souverain qui pouvait se permettre de choisir lui-même ses partenaires économiques. Pendant que le petit peuple malgache célébrait sa démocratie, sa liberté et sa souveraineté, les tout puissants eux prospectaient la terre et la mer malgache, et découvraient plusieurs grands gisements pétroliers, avec des réserves ahurissantes. Le seul site de Bemolanga est évalué à 16 milliards de barils. C'est à dire une exploitation de 1800000 baril/jour pour au moins 30 ans. Il faut savoir que 16 milliards de barils représentent au cours moyen du baril à 75 dollars, un potentiel se chiffrant au bas mot à 1200 milliards de dollars, ou encore 600000 milliards de francs CFA. Comprenez ce que représente ce pactole. Cette somme est trop importante pour être laissée entre des mains inexpertes de va-nu-pieds africains, il leur faut des tuteurs pour manager ces richesses pour eux. En 2008, Total rachète les droits d'exploitation de 60% du site de Bemolanga pour la somme de 5 milliards de dollars, soit 2500 milliards de francs CFA. Mais il reste le problème Marc Ravalomanana, qui comme Lissouba, pense qu'il a le droit de diversifier ses partenaires en signant des contrats avec des firmes des pays Anglo-Saxons et même au delà. Il faut donc un président malgache plus "raisonnable". Ce futur président raisonnable est tout trouvé, en la personne d'un ex-disc jockey (ils savent les dénicher nos ancêtres les gaulois). Comme pour Lissouba, ouste la démocratie et le président "démocratiquement élu", le nouvel homme fort sera installé par coup d'état. Ça tombe bien, par coïncidence il est jeune et pourra rester président pendant 30 ans, le temps d'épuiser le pétrole. Après, s'il y a encore des richesses à exploiter, on pourra peut être installer son fils… Mais oui ça s'est déjà vu quelque part en Afrique de l'ouest et centrale. Entrée triomphante de "TGV" Andry Rajoelina au sommet de l'état malgache, en compagnie de Bernard Kouchner pour la régence hexagonale et de Jean Ping pour la pseudo-médiation du tout aussi pseudo processus de paix. Comme on l'a vu au Congo-Brazzaville, la Françafrique vient de marquer un autre coup. Et les africains dans tout ça? Eh bien, les Africains peuvent compter leurs morts.
2. Que va chercher la BGFI-Bank à Madagascar?
Les archives de plusieurs publications révèlent que des 2007-2008, la très françafricaine banque qu'est la BGFI, qui n'est autre que la Fiba rebaptisée, a souhaité s'implanter à Madagascar sous l'impulsion de Total, pour y servir comme son bras financier; sachant que les circuits de financements pétroliers doivent être tenus seulement par des initiés et non des gens qui iront raconter au quartier comment les multinationales volent l'Afrique. Mais Marc Ravalomanana s'y est opposé farouchement, refusant à chaque requête d'autoriser l'implantation de cette banque sur le territoire malgache (ces informations sont disponibles à qui se donnent la peine d'une petite recherche). Mais avec TGV, pas de problème; la BGFI Bank sera à Madagascar d'ici peu. Elle vient d'obtenir le précieux agrément bancaire. Total peut donc commencer à y faire tourner le pognon dans les circuits bien huilés de la BGFI. Dans une entrevue publiée dans le Canard Enchainée du 25 Mars dernier, Marc Ravalomanana témoigne que le coup d'état françafricain contre son régime venait du fait qu'il avait décidé de mettre les entreprises françaises opérant à Madagascar en concurrence avec les entreprises chinoises, américaines et canadiennes. Plus intéressant, il divulgue que le groupe Bolloré avait été écarté de l’appel d’offre pour la gestion du port de Toamasina. Dans la même interview, Marc Ravalomanana offre la pépite suivante: «Quant au groupe Total, il ne devra qu’à l’intervention personnelle de Sarkozy d’arracher, en 2008, (…) un permis de prospection terrestre». Le lecteur saura aussi qu'Areva était également présente à Madagascar, officiellement pour l’appui logistique à …Total à la prospection du site de Bemolanga. Mais seulement, curiosité, il y a aussi de l’uranium dans la même zone. Même Colas du groupe Bouygues perdait ses parts de marché sous Ravalomanana. Il fallait vraiment en finir avec cet impénitent! Avec ce beau petit monde affairiste ayant désormais son chef d'état disc-jockey pour signer tous les contrats sans les lire, il fallait une banque fiable pour convoyer l'argent. Il ne manquerait plus que les corses du PMUG s'installèrent à Madagascar, pour boucler la boucle de ce parfait tableau françafricain.
Pour installer la BGFI Bank à Madagascar et se crédibiliser auprès des malgaches, le couple Total-Bongo comme à son habitude se sert d'hommes de paille et de faire valoir. C'est ainsi que la face Malgache de cette banque, pour la forme car les vrais patrons sont ailleurs, sera un certain Henri Andrianjafy, un médecin Ophtalmologue ayant fait une longue carrière a Libreville. Comme ça en un coup de baguette magique, la françafrique va transformer un ophtalmologue de 70 ans en banquier. En françafrique, rien d'impossible, Andrianjafy serait en train de déménager de Libreville vers Antananarivo.
http://gabonenervant.blogspot.com/2010/ … talle.html
Faly miarahaba antsika malagasy rehetre tompoko
Eto dia misarika antsika aho satria nahasoa anah ity asa amin'ny alalan'ny fitsidihana tranokala ity dia zaraiko aminao izay mazoto sy manana faharetana,ireto misy tranokala omeko anao izay mazoto, ary ra toa ka mila fanazavana fanampiny na mila torolalana ianao dia manorata amin'ity adiresy ity fa vonona ny hitarika anao aho mahasoanah@gmail.com dia mazotoa tompoko; ireo ary ilay tranokala: (liens supprimés par le modérateur de madatsara)
BEzoro è.
Vao tafaverina avy tany ambanivahotr'i Toamasina sy Antsihanaka aho io. Ny antondiako tany: misahirana mandrafitra ny processus de paix eto Madagasikara.
Tsy maintsy ifanomezan-tànana ny fandaminana ity firenena ity.
Ambavahoana isika izao.
"Atsangano ny saina fotsy isan-trano !"
"Atsangano ny kilôty fotsy isam-baravarana ry andriambavilanitra, raha ilaina hampifandefitra ireo lehilahy miziriziry mifandrohitra ireo izany !"
"Mitondrà brassard fotsy eny andalambe mba tsy ho voadarodaroka fahatany intsony fotsiny !".
HAFATRA:
"Mifona, milela-paladia amin'ireo rehetra mafy be eto antanindrazana amin'izao fotoana izao.
AOKA IZAY.
Filaminana no ilaina, hanatanterahana fifidianana mangarahara.
Tokony ampiana araka izay tratra io fitondrana eo antoerana io hanatanteraka izay raharaha izay dia samy miala tsy misy rahoraho.
Avotsotra madiodio daholo rehefa gadra politika.
Tsy misy ilàna ny assises régionales raha tsy ny réconciliation nationale nodradradradrain'ny Filoha Zafy Albert aloha no tomombana.
Tokony samy andinika ny isan-tokony dia manomana antsakany sy andavany ny fihaonana imaso imason'ny filoha efa-tonta : Didier RATSIRAKA – Albert ZAFY – Marc RAVALOMANANA – Andry RAJOELINA.
Mifona milela-paladia, tompoko ô … !
Ny filaminantsika eto antanindrazana no manamora ny dinidinika ifanaovan-dry zareo samy maventy.
Ho an’ny filaminana,
ATSANGANO NY SAINA FOTSY !"
iKAKY ravahö.
Antsirabe 30 jona 2009.
vahombey@gmail.com
032 02 454 59
034 08 720 04
ATSANGANO NY SAINA FOTSY.
Miangavy antanàndroa ireo rehetra rehetra miandrandra filaminana,
ATSANGANO NY SAINA FOTSY.
Miangavy antanàndroa ireo olon-tsotra tsy miandany hafa tsy amin'ny filaminana,
ATSANGANO NY SAINA FOTSY.
Miangavy antsika mianakavy antanan-droa, tompoko, hanangana saina fotsy mandra-piverenan'ny filaminana amin'ny laoniny.
ATSANGANO NY SAINA FOTSY.
Ataontsika amin'ny hafa izay tiantsika atao amintsika.
Tsy ataontsika amin'ny hafa izay tsy tiantsika atao amintsika.
ATSANGANO NY SAINA FOTSY.
Atsangano ampilaminana.
Manaiky resin'izay rehetra rehetra mahatsiaro tena ho mafy isika.
ATSANGANO NY SAINA FOTSY.
NY OLONA tsy fola-mandefitra.
ATSANGANO NY SAINA FOTSY.
Amin'izao zava-mitranga ao Madagasikara izao, ahoana ny fizotry ny fiainanareo andavan'andro ? Niova sa tsia ? Nihatsara sa nihamafy ?
Ho an'ireo izay nitolona, nilahatra, na avy amin'ny andaniny na ny ankilany, inona no tena nanosika anareo hanao izany ? Inona no fanantenana amin'ny ho avy ?
Misaotra antsika amin'ny fandraisan'anjara !
Face à la situation actuelle à Madagascar, comment se déroule votre vie quotidienne ? Y-a-t-il eu des changements ? La vie s'est améliorée ou au contraire s'est détériorée ?
Pour ceux qui ont manifesté, dans un camp ou dans l'autre, quelles ont été vos motivations à suivre ces mouvements ? Quel changement attendez-vous ?
Merci pour vos témoignages !
Ho fampahafantarana sy ho fandalinana ny FIHAVIAN' NY MALAGASY,
Iza no atao hoe MALAGASY? Avy aiza ny MALAGASY?
dia hanasa ny Mpitandrina Tolotra RATEFY,
Mpahay Tantara fahiny mikasika an' i Madagasikara,
amin' NY SAKAFO HARIVA AMOROM-PANATANA,
ny LA RESIDENCE-ANKERANA,
Ny ALAROBIA 07 MEY 2008 amin' 07 ORA HARIVA,
Famandrian-toerana: 22.417.36
NY TAOM-BAOVAO MALAGASY 2008 dia hankalazaina ny volana Marsa-Aprily, toy ny fanao hatramin' ny tany gasy. Lanonana maro no karakaraina amin' izany fotoan-dehibe izany. Efa nanomboka nankalaza izany ny mpitia kolotsaina sy fomba tao amin' ny Tahala Rarihasina, tamin' ny 08 Marsa teo.
Eny Alasora indray, toerana nipoiran' ny Mpanjaka Rafohy sy Andrianamponga II ary Andriamanelo (Taonjato faha-16), no hifamotoana ny mpanaja ny kolotsaina sy mpandala ny fomba malagasy, miaraka amin' ny Terak'Imerimanjaka sy Alasora ary ny Trano Koltoraly malagasy, hankalaza izany Taom-Baovao Malagasy izany amin' ny Asabotsy 06 sy Alahady 07 Avril 2008 ho avy izao.
Ry zareo eny Ampandrana, tendrombohitra somary atsimon'Anosizato, toerana loharanon' ny Mpanjaka Rafrandrana, Ramasindohafandrana, Rafandrandava ary Rafandrampohy (tamin' ny Taonjato faha-15), miaraka amin' ny Fikambana Solofon'Ampandrana, dia hankalaza izany ihany koa ny Asabotsy 06 sy Alahady 07 Avrily izao, ary manasa ny vahoaka rehetra.
Ary mbola hifamotoana eny amin' ny La Résidence, Ankerana, indray ny besinimaro, hanohy ny fankalazana izany Taom-Baovao izany, ny Asabotsy 12 APRILY sy Alahady 13 APRILY 2008, miaraka amin' ny Fikambana Mamelomaso, Trano koltoraly Malagasy, Fikambanan' ny mpikabary, ORTANA, Mpihira gasy sy Vako-drazana ary ny Kalon' ny Fahiny, ary ireo mpandraharaha ara-toekarena, ara-kolotsaina, ara-fizahantany, ara-panabeazana, hampiseho ny hakanton' ny Kolotsaina malagasy, ary mbola manasa ny besinimaro ihany koa.
Azo lazaina fa manomboka miverina indray ny fanandratana sy fanomezan-danja ny maha-gasy ny GASY, ary maniry tokoa ny hankalazan' ny rehetra izany TAOM-BAOVAO MALAGASY izany!
Faly miarahaba antsika mpianatra sy mpandala ny teny malagasy,
Afaka hateloana dia higadona indray ny sora-tononina koa ireto misy toromarika vitsivitsy ho fiomanan'ny rehetra.
Ny fotoana dia ny Asabotsy faha-5 aprily amin'ny 3 ora tsy diso ao amin'ny:
Espace Madeleine Delbrel
18, rue de la Tombe-Issoire
Paris 14ème
METRO SAINT-JACQUES (fa tsy Glacière).
Ny Lamba landy Malagasy no lohahevitra koa samia miomana amin'ny fototeny "tenona", "foly" ary "landy".
Sokajy roa no ifaninanana:
- Sokajy A : ireo mahay manoratra sy miteny malagasy
- Sokajy B : ireo tanorantsika nobeazina taty andafy sy ireo vao mianatra ny teny malagasy (Cours du soir INALCO).
Fandaharana ankapobeny:
- 3 ora : fandraisana ny manampahefana, ny mpifaninana sy ireo te hanatrika.
- 3 ora sy fahefany : Sora-tononina Sokajy B (zazavao)
- 4 ora latsaka fahefany : Sora-tononina Sokajy A (mahay)
- 4 ora sy fahefany : Fitsaràna ny sora-tononina hombam-pampianarana tsotra
- 5 ora latsaka fahefany : Fisintonan'ny Komity Mpitsara - Fialamboly
- 5 ora : Fizaran-doka
Izany lanonana izany dia eo ambany fiahian-dRamatoa Irène Rabenoro, Masoivohon'i Madagasikara eo anivon'ny UNESCO.
Emission sur nos fameux Litchis sur France 3 ce soir