Aller au contenu du Forum
Madatsara Forum de discussion
Forum de Discussion sur Madagascar et Les malgaches
Vous n'êtes pas identifié Veuillez vous identifier ou vous inscrire, merci.
Discussions actives Discussions sans réponses
Écrire une nouvelle réponse
Écrire une nouvelle réponse
Écrire et envoyer votre nouvelle réponse.
Vous pouvez utiliser: BBCode Émoticônes
Tout les champs identifiés par (Requis) doivent être complété avant que le formulaire soit envoyé.
Examiner les discussions (La plus récente en premier
Faly miarahaba anareo rehetra é!
Anisan'ny terak'i marovatana hiringirina zà
Nianatra tao Ambohidratrimo aho SFF T4-T5,avy eo tao @ SAFF 6é-3é, niverina nanao SN tao @ SAFF ihany.
Anisan'ny tanana manana ny maha izy azy ambohidratrimo, somary mampalahelo kely fa tsy mandroso tsy mihemotra zany .
à+
Lobo a écrit:Manao ahoana daholo e !
Ohatra ny mampalahelo ihany ny resaka eto satria ny ratsy no tanisana
Ka raha misy te hitondra vahaolana ho an'i MAROVATANA dia zaho mazoto
Tsy mijery ANTOKO na FIVAVAHANA-....
Fa tena hanasoa an'Ambohidratrimo
Zaho dia tena MAROVATANA hiringirina zay no mahatonga ahy mamaly nareo rehetra manoratra eto
Salama daholo,
Zah le nanomboak nanoratra tery ambony indrindra mahafinaritra e isika rehetra no ato e. Tsarovy ilay teny hoe ... resim-pitiavana e. Mora ny mananejika fa sarotra nefa hilofosana ny manasoa sy manorina e!!! ka samia manatsara isika Tompony ary e dia mivôtra ilay tanana e ozy le hira tarafo @ zao de ho hitanao...
Hafatra ho an'i Lobo, mety mifankalala isika ô? samy 91 sa tsy zay.
Mankasitraka ary tsisy Fo isaorana antsika rehetra
Manao ahoana daholo e !
Ohatra ny mampalahelo ihany ny resaka eto satria ny ratsy no tanisana
Ka raha misy te hitondra vahaolana ho an'i MAROVATANA dia zaho mazoto
Tsy mijery ANTOKO na FIVAVAHANA-....
Fa tena hanasoa an'Ambohidratrimo
Zaho dia tena MAROVATANA hiringirina zay no mahatonga ahy mamaly nareo rehetra manoratra eto
miarahaba Tompoko
tena marina ny anao ry Rasoherina, maninona ary raha tsy miteniteny foana, izaho dia mpivavaka ao ambohidratrimo fa nanambady aho dia tsy maintsy nanaraka ny fiangonan'ny vadiko ary lehibe tao mihintsy aho, fa dia tsy hitako izao izay hoe fahotana nataon'ny mpitandrina tao ? fa dia faly manosopotaka olona fotsiny io milaza zavatra tsy misy lohany sy vodiny io. Dia mahazotoa mivavaka fa izany no ilaina amin'izao fotoana sarotra izao
Mialy
rakoto a écrit:ahoana indray izany aferan'ny mpitandrina ao @ fjkm ambohidratrimo izany eh! tena marina ve fa nanao izany ledala eh
O RAKOTO A, inona ity lazainao e, tsy mahita ho resahina ity ianao dia miteniteny foana, aza manala baraka ny samy mpiray tanindrazana fa inona izao ny zavatra nataon'ny mpitandrina teo, tena tsy matahotody ity fa miteniteny foana, efa hita hoe tsy mpivavaka dia manendrikendrika sy miteniteny foana, lazao ampahibemaso eto ilay fahotana nataon'io olona lazainao io. Mahamenatra mandeha miverina mivavaka ianao fa miteniteny foana, resaka tsy misy lohany sy vodiny ny anao,***
slt ahoana ndray zany may zany le ala ankaikiny rova tena mampanahelo
ary mba misy mahafatara any Ando ve nareo zafady
Mba saika hanontany ny momba ny avy eny MAroloha raha misy mahalala
slt!tena marina daholo ve zany tena lasa niova daholo zany
tsy azoko mitsy le momban'i Rova sy 4-mizany mba afaka hazavainao ve azafady
ahoana indray izany aferan'ny mpitandrina ao @ fjkm ambohidratrimo izany eh! tena marina ve fa nanao izany ledala eh
Mba omeo ahy ny adresse e mail ny firaisana raha misy manana e !Misaotra mialoha
dia tsy fantatrao indray ve io revin'ny firaisana sy ny tariny io sa mody adala ianao. ianao ve tsy mahalala ny ranon-tany amidin'ny ao @ firaisana ao eh!ny momba le 4mi dia tsy hainao koa ve fa misy saosy be an-dry ileirony io eh!jereo ireny ny tany ao @ rova lasan'ny vahiny hanaovany tanàna be.mba mailo fa tay be ireo mpitondra ao @ tanàna ireo eh!
IZAHAY KOA AVY ANY ARY AVY AO @ TAMPON-TANANA MIHITSY.FA INONA INDRAY ITY RESAKA RANONTANY SY 4 AMIS ITY E
mampalahelo ny tanàna ankehitriny fa tena amidin'ny olombitsy fotsiny ny tany eh!ary ny vahiny no miseho manjakazaka ao @ tanàna ao @ izao; amidy ny ranontany; izao indray ampidirana 4-mi; mbola hanody azy mianakavy io ataony io.dia izay aloha eh!
fa aiza ao @ tanàna ambohidratrimo ianareo ry paty fa izahay ao mihintsy
3 Message envoyé par Ratsimbazafy norbert jimmy 13-04-2003 22:00:00
milay 'zany e io mitovy @ilay kozy ohatr'izao io "arivo lahy tsy maty indray andro"