azo lazaina hoe kaldeana daholo na arameana daholo izany ireo anaran'andro rehetra ireo, ary teny iray ihany no nangalana azy.
Tout les champs identifiés par (Requis) doivent être complété avant que le formulaire soit envoyé.
Forum de Discussion sur Madagascar et Les malgaches
Vous n'êtes pas identifié Veuillez vous identifier ou vous inscrire, merci.
Madatsara Forum de discussion » Malagasy » Sabotsy sa Asabotsy ? » Écrire une nouvelle réponse
Tout les champs identifiés par (Requis) doivent être complété avant que le formulaire soit envoyé.
azo lazaina hoe kaldeana daholo na arameana daholo izany ireo anaran'andro rehetra ireo, ary teny iray ihany no nangalana azy.
fanamarihana kely sy fanitsiana
ilay araméen resahiko etsy ambony dia ilay antsoina hoe "Judéo-araméen" na araméen fitenin'ny Jiosy ary ilay chaldéen dia ilay dialecte araméen fitenin'ny kaldeana , samy araméen zany ny chaldéen sy ny Judéo-araméen fa dialecte samihafa fotsiny ireo.
ary ilay "talat" dia hita amin'ny teny chaldéen koa amin'ny forme hoe "telath" .
ary azafady fa diso ahy fa tsy "rbiy" ilay izy fa "Rbia"
ary tsy khamisy ilay izy fa "khamishiy".
ary hita amin'ny teny judeo-araméen daholo avokoa ireo teny rehetra ireo.noho izany sady Judéo-araméen no chaldéen ireo teny rehetra izay nolazaina fa kaldeana fotsiny na judeo-arameana fotsiny @ anaram-bolana sy andro ireo.
misaotra betsaka
LES POSSIBLES ORIGINES SEMITES NON ARABES DES NOMS DES JOURS ET DES MOIS EN MALGACHE
Les jours de la semaine
Akhad (araméen)= un/premier (jour)
tsineain (chaldéen)=lundi
Talat(araméen)=mardi
Rbiy (chaldéen)=mercredi
Kamis (chaldéen)=Jeudi
Tsoumah (chaldéen)=jeûne/vendredi
Shabbat =samedi
Le « al » en hébreu et en araméen est l’équivalent du « on » en anglais.
On the first day (anglais)= al ha akhad (araméen)= alahady (malgache)
Ont he second day (anglais) = al ha tineain (araméen) = alatsinainy (malgache)
Tuesday (anglais)= Talat (chaldéen)= Talata (malagache)
On the fourth day (anglais)= al (araméen) ha rbiy (chaldéen)= alarobia (malgache)
On the fifth day (anglais)= al (araméen) ha kamis (chaldéen)= alakamisy (malgache)
Sixth day (anglais) = tsoumah (chaldéen)= zoma (malgache)
Seventh day (anglais)= shabbat (araméen/hebreu)= sabotsy (malgache).
Les mois de l’année
comme l'affirment les historiens, les signes du zodiaque et le calendrier du Zodiaque seraient originaires de Babylone, les malgaches ont donc bien pu les hériter de leurs ancêtres Juifs qui ont été exilés à Babylone en -587, et il est tout à fait possible qu'ils les aient renommés en les attribuant des noms araméens et hébreux.
Le « Ad » en hebreu/araméen signifie « pendant » , et le « al »en hébreu/araméen est l’équivalent de l’anglais « on »,enfin le « ha » en hébreu /araméen est un article défini.
-Al amad (hebreu)- se lever (FAIT référence à la pâques juive)-Alahamady
-Ad Thor (Phénicien)- adaoro
-ad zuz (paire , diviser, gémeaux en assyrien)- Adizaoza
-Ha sartan (hebreu )- asorotany
-Al hashad (araméen signifiant sanguinolant pouvant désigner le Lion)-alasaty
-ha sumbal (araméen )- Asombola
-Ad maazan (hebreu)-adimzana
-Al aqrab (hebreu)-alakarabo
-Al qosh (hebreu)-Alakaosy (remarque : le mot qosh en hébreu est à l’origine du mot « qeshet » qui signifie « tendre un arc »)
-ad gadi (se prononce Jadi en hebreu yemenite ou en hebreu Irakien)-adijady
-ha daul (araméen), dalu (akkadien)-adaolo
-al hut (araméen)-alohotsy.
conclusion
Que le calendrier malgache soit d'origine arabe n'est donc pas du tout sûr, Il a aussi très bien pu être amené par les Juifs ancêtres des malgaches.
Sources
Pour voir le lien entre l'alahamady et la pâque Juive voir
http://fr.wikipedia.org/wiki/Migrations … les_Merina
Pour Thor en phénicien voir
http://books.google.mg/books?id=KxliotW … lse-adaoro
Pour Shad en araméen voir
http://books.google.mg/books?id=t_9NkGs … mp;f=false
Pour sumbal en araméen voir
http://conservationbiology404.blogspot. … umbul.html
Pour qosh et sa rekation avec qeshet voir
http://studybible.info/strongs/H6983
Pour voir l’origine araméo-akkadienne de dalu et de daul voir
http://en.wiktionary.org/wiki/%D5%A4%D5%B8%D5%B5%D5%AC- adalo
Pour voir hut en araméen voir
http://books.google.mg/books?id=6vAcX8p … mp;f=false
sans être hors sujet, le mot pour dire "éxilé" en malgache est "babo", à comparer au mot akkadien et babylonien "babilû" qui désigne babylone , le lieu d'éxil des Juifs en -587.
Je tien aussi à rappeler que les anciens Israelites, du fait de leurs aventures en Egypte, à Ashur et à Babilu savaient parler l'Egyptien et les langues nord sémitiques comme le chaldéen et l'assyrien. Cette influence se retrouve encore fortement dans le malgache moderne comme nous le montre les noms des jours.
Akhad (araméen)= un/premier (jour)
tsineain (chaldéen)=lundi
Talat(araméen)=mardi
Rbiy (chaldéen)=mercredi
Kamis (chaldéen)=Jeudi
Tsoumah (chaldéen)=jeûne/vendredi
Shabbats =samedi
Le taw se prononçait autrefois « ts » sauf en présence du dagesh où il se prononçait « t ».
Le « al » en hébreu et en araméen est l’équivalent du « on » en anglais.
On the first day (anglais)= al ha akhad (araméen)= alahady (malgache)
Ont he second day (anglais) = al (araméen) ha tsineain (chaldéen) = alatsinainy (malgache)
Tuesday (anglais)= Talat (chaldéen)= Talata (malagache)
On the fourth day (anglais)= al (araméen) ha rbiy (chaldéen)= alarobia (malgache)
On the fifth day (anglais)= al (araméen) ha kamis (chaldéen)= alakamisy (malgache)
Sixth day (anglais) = tsoumah (chaldéen)= zoma (malgache)
Seventh day (anglais)= shabbots (araméen)= sabotsy (malgache).
Tout peut donc s’expliquer par d’autres langues sémitiques, que ça soit exclusivement arabe n’est pas sûr du tout. Car les arabes ont bien pu hériter de ces mots au contact des autres peuples sémites comme les babyloniens (chaldéens), et je tiens à remarquer que la bible confirme la relation des arabes avec les chaldéens « Elle ne sera plus jamais habitée, et elle ne se rebâtira point dans la suite de tons les siècles ; les Arabes n'y dresseront pas même leurs tentes » Esaïe. Les malgaches ont donc très bien pu les hériter de leurs ancêtres Juifs éxilés à Babylone.
Nandra be io miteny hoe tsy important io, ngà zay tianao ihany io, sa ilay hebreo no tsy zakanao?
Tsy important
Alainr7.
Misaotra anao Andriamaheninjafy Solofo niezaka nikaroka araka izay tratranao ny @ fiavian-tsika Malagasy. Tohizo fa tsara aza kivy dia ho hitanao tokoa ny tena marina ary tsy ho matiantoka ianao.
Amim-panetretena lehibe no itondrako izao zava-niafina hatrin'ny ela izao eto:
Sabotsy sa Asabotsy ?
« le: 28-08-2002 à 11:22:00 »
Citer en réponseCitation
Isika dia tsy nandova velively teny avy tamin’ny teny arabo. Raha ny momba ny anaran’ny andro amin’ny herinandro dia no tena marina: ny teny arabo dia avy amin'ny teny hebreo no niaviany .Raha manisa ny hebreo dia toy izao : Ah'ad/Ah'at, Sheni/Shinaim, Shlosha, arbah, khamisi, shishi, shevi, etc… izany hoe “1, 2, 3, 4, 5, 6, 7, etc…”. Koa satria hatramin'ny nanaovan'Andrimanitra ny lanitransy ny tany dia n° no nitononany ny andro tsirairay (andro 1°, andro 2°..........andro 7°) Dia nasiany mpanondrdo nialoha ireo n° fito ireo "Al" "sur" ny dikany, dia manome filaharana : Alah'ad, Alshinaim, Talet, Alarbah, Alkhamisi, Zoma,shabat. Ny Talet dia avy @ teny Babiloniana satria babo tany ny zanak'Israél , ny hoe Zoma kosa dia avy @ teny hebreo hoe "zeh iom ariv shabat" izany hoe: ity ny andro fiomanana @ shabat" dia no hafohezina fotsiny dia lasa "z o m a". Ny Shabat dia avy @ teny hebreo hoe Shiv'at (faha fito) ny b indraindray miova v na mifamadika @ zany. .Fehiny : TALATA no izy fa tsy “atalata”, ZOMA fa tsy “azoma”, SABATA fa tsy “sabotsy” na Aasabotsy. Misaotra mazotoa mikaroka e! Lalina ny tantarantsika Malagasy.....
Raha miteny andavanandro, ny "ol", azo atao koa hoe "olo", na "olona", tsa manovan'ny hevitry ny teny io fa fomba firesaka. Tsa magnahy raha azon'ny gasy hafa ary tsa mandona ny hajany ny tianao lazaina. Lehe tsa mazava ny tiako ambara dia manaova resaka aha tegny antsisin' Andavamamba @ prezida Ravalomanana dia jereo lehe hajainy ny hevitrao.Ara-tsoratra kosa, soa ihany fa efa misy ny lalana fanoratana teny malagasy. Ary tokony arahina izy io, lehe tsy izay mantsy manjary vary amin'anana ny teny gasy, ka ny "tarehy" any amin-drangaha mety hoe "vody" egny amin'ny hafa, dia mety manozona ny fihavanan'ny malagasy izany. Hoatra lehe mangata-bady an-tsoratra roky, dia mantsy @ ray hoe "tsara tarehy ny zanakao". Veloma ry malala o.Ny sinoa ro nahita hevitra tsara. Na samihafa ny fiteniny (mandarin, cantonais), mitovy ny fomba fametrahany ny heviny an-tsary (fa tsy an-tsoratra), ka na dia tsy malala izay tenenin'ny olona eny avaratra aza ny tatsimo, atao sary fotsiny ny tiany holazaina.
Ny teny hoe Sabotsy dia avy amin'ny teny hebreo hoe shabbat .Andro fahafito ao anaty Baiboly.Mazava ho azy izany fa sabotsy no akaiky azy kokoa noho ny asabotsy .Avy eo anefa dia afaka manova sy manorina araka izany fitsipika eritreretiny ny rehetra.
Mahafinaritra tokoa ny fanazavanao fa mba ilako fanazavana aminao koa ny fampiasana ny hoe, Ambony sy ny Lasa amin'ny hoe herinandro ambony na hoe herinandro lasa Tsy dia mba heno matetika intsony manko ny hoe herinandro lasa fa hoe tamin'ny herinandro ambonyMisaotra anao
Marina fa nolovaina tamin'i teny arabo ireo andro voalaza, saingy kosa tsy avy amin'ny fanisana arabo fa ny andro arabo mihitsy. Raha mahay mamaky teny arabo ny tenanareo dia ho hitanareo fa samy hafa ny fanoratana ny "al ouad" izay midika tokoa ny voalohany, sy ny "al ahad" izay Alahady amin'ny andro arabo izay nolovaintsika, ary ny andro enina sisa dia torak'izany koa. Momba ny Alahamady sy ny Alakaosy indray, dia avy amin'ny teny arabo ihany koa. Ireo dia filazana ny fotoana nahaterahana( signe astrologique). Ary ny olona teraka alakaosy dia mahery andro, fa ny alahamady kosa dia olona tsotra tsy sarotiny, fa tsy midika akory fa ny alakaosy olona sarotiny fa tsy mora manaiky. Misaotra anareo sy mahereza
Tena marina ireo zavatra nolazainao ireo, saingy izao: ho sarotra ny handresy lahatra ny malagasy fa toy izao no tena izy misaotra betsaka
ary ahoana indray ny momban'ny Alamady sy ny alakosy sy ny sisa mba omeo fanazavana misimisy hoe raha misy mahay ianareo Misaotra mialoha
Madatsara Forum de discussion » Malagasy » Sabotsy sa Asabotsy ? » Écrire une nouvelle réponse