Tout Madagascar en un clic

Aller au contenu du Forum

Madatsara Forum de discussion

Forum de Discussion sur Madagascar et Les malgaches

Vous n'êtes pas identifié Veuillez vous identifier ou vous inscrire, merci.


Écrire une nouvelle réponse

Madatsara Forum de discussion » Malagasy » Fihavanana » Écrire une nouvelle réponse

Écrire une nouvelle réponse

Écrire et envoyer votre nouvelle réponse.

Vous pouvez utiliser: BBCode Émoticônes

Tout les champs identifiés par (Requis) doivent être complété avant que le formulaire soit envoyé.

Information requise pour les invités


Information requise
Préférences optionelles pour les messages

Examiner les discussions (La plus récente en premier

6

fihavanana : fy ny havana, mamy ny havana

5

Ny olana amin'ity fihavanana ity anie dia le hoe havana rehefa misy patsa e ! Eo ny hoe tsy miady tsy miady fa kobay akelika. Havana manalasala no maro e

4

ny tena hevitry ny teny hoe fihavanana

3

Inona moa ny tena olana amin'izay lafiny izay. Io izao dia noforonina avokoa ny rakibolana momban'ny "internet" izay tsy dia misy fandikana mazava koa amin'ny teny frantsay. Nihainana ny fihavanana anefa amin'izao fotoana izao dia mbola hain'ny tsirairay ve no dikan'io teny io. Izany hoa mihavery io teny io tompoko

2

Miombon-kevitra aminao aho amin'ny hoe, manana ny maha izy azy ny teny Malagasy: Tsy miankina velively amin'ny teny frantsay. Manana ny maha izy azy koa ny Malagasy dia ny fankamamiana ny fihavanana izay ahitana ny fototeny hoe havana. Ny mitovitovy aminy fotsiny angamba ary tiako hotsindriana kely dia ity. Misy koa ny Eoropeana no miaina io fihavanana io na dia tsy fantany aza fa hoe fihavanana no iantsoana izany " toetra" na " kolon-tsaina" izany. Tsindriako amin'izany ny italiana izay miavaka amin'ny samy eoropeana. Aty an-toerana aho ary mahatsapa izany:

1

Fihavanana tompoko dia teny gasy mazava tokoa :  "havana" araka ny eritreritrao, ka raha avadikao teny frantsay dia na handeha miaraka ny lohanao aza, tsy hahita valiny ianao. Ny tenintsika tsy avy amin'ny frantsay daholo akory fa tena fitenenana mahaleo tena, sady azo lazaina koa misy fihaviany hafa ny malagasy fa tsy frantsay mihitsy raha tsy taty aoriana refa feno ny diksionera gasy. Manampy an'izay, tsy dia teny misy valeur loatra ho an'ny frantsay io teny io, ny gasy no tia fihavanana raha ny tokony ho izy, ka aza mamaky loha mitady ny tsy hita e !

Madatsara Forum de discussion » Malagasy » Fihavanana » Écrire une nouvelle réponse



Haut de page

Madatsara - Tout Madagascar en un clic