Tout les champs identifiés par (Requis) doivent être complété avant que le formulaire soit envoyé.
Forum de Discussion sur Madagascar et Les malgaches
Vous n'êtes pas identifié Veuillez vous identifier ou vous inscrire, merci.
Écrire une nouvelle réponse
Madatsara Forum de discussion » Malagasy » RAINIFIRINGA–RALAIMAHOLY sy RAINIDAORIDINA » Écrire une nouvelle réponse
Écrire une nouvelle réponse
Écrire et envoyer votre nouvelle réponse.
Examiner les discussions (La plus récente en premier
pouvez -vous m'indiquer LE SITE où je pourrai voir l'arbre généaloqique de RAINIDAORIDINA
FILAZANA
Izay olona tsara sitrapo sy liana ary maniry hampandroso sy hanamafy ny fihavanana nolovaina tamin’ireto razambe ireto :
« RAINIFIRINGA – RALAIMAHOLY XVII Voninahitra
RAINIDAORIDINA XIV Voninahitra »
Dia hiangaviana hanoratra
amin’ny gazety : Madagascar-TRIBUNE réf: 3610
na amin’ny adiresy mailaka : razambe@free.fr
Raha misy soratra, sary na sosokevitra mikasika ireo Razana sy ireo taranany, hanatevenana ireo rakitry ny ela voatahiry dia raisina am-pitiavana.
Mankasitraka Tompoko
Madatsara Forum de discussion » Malagasy » RAINIFIRINGA–RALAIMAHOLY sy RAINIDAORIDINA » Écrire une nouvelle réponse