Aller au contenu du Forum
Madatsara Forum de discussion
Forum de Discussion sur Madagascar et Les malgaches
Vous n'êtes pas identifié Veuillez vous identifier ou vous inscrire, merci.
Discussions actives Discussions sans réponses
Écrire une nouvelle réponse
Écrire une nouvelle réponse
Écrire et envoyer votre nouvelle réponse.
Vous pouvez utiliser: BBCode Émoticônes
Tout les champs identifiés par (Requis) doivent être complété avant que le formulaire soit envoyé.
Examiner les discussions (La plus récente en premier
Misaotra sy mankasitraka anao Dr CELESTIN Robin, ny vavaka arahina asa hono no tena tsara indrindra.
Mitolona, mitolona fa tsy maintsy arahina asa iany koa etsy andaniny.
Mbola ao anaty aizina avokoa alony hatramin'izao ary betsaka ny sakana ataon'ny etsy andaniny ny mba tsy hotomombana avokoa ireo hetsika izay atao rehetra.
Ary mbola betsaka ny ho sakana ho ataony ary tsy lany sakana mihitsy izy fa anjarantsika no mieritreritra.
FANAMBARANA : TGV:ivavao andry dia ho voky(foza ) twa .3MOVANSA: tompoy ra8 d tsy angetaeta twa (ronono) sy araho masindahy zafy d tsy ho may twa (penjy) ary atahory radidy d tsy ho faty (izay deba)
fohy io fa mampieritseritra ,ny ahy JESOA no tompoko ary tsy naniraka ahy tsy tia olona izy
1 Message envoyé par DR CELESTIN Robin 28-05-2009 16:03:24
MITSANGANA RY MALAGASY ! TONGA NY FOTOANA ILANA NY FAHAMENDEHANTSIKA EO AMIN’IZAO FAMERENAN’NY FILOHA RAVALOMANANA MARC NY FIANDRIANAM-PIRENENA IZAO ! FOTOAN-DEHIBE IZAO ARY AOKA ISIKA HIHEZAKA MAFY HANAMORA IZANY !
Tonga ny fotoana izay nofidin’ny Filoha RAVALOMANANA MARC hampisehoana ny fiandrianan’ny Firenena sy ny Malagasy monina ao…!
Voatery niala teto an-Taniundrazana ny Filoha sy ny vadiny…satria nofofona ny ainy ary tafiditra an-katerena ny Malagasy !
Io fialànan’ny Filoha teto n-toerana dia tsy fandosrna akory fa moramora taminy ny nikarakara ny famerenana ny fandriampahalemana sy ny ara-dalàna eto amin’ny Firenena tany amin’ny Tany nandray azy dia ny Firenena Afrika Atsimo…
Ao izy no niezaka niady sy nitaky ny zon’ny Malagasy iaina amin’ny ara-dalàna , izay nakorontan’ireo jiolahy notarian’ity joelina tyotakaly ity…!
Tao Afrika Atsimo ny Filoha RAVALOMANANANA MARC no nandany ny androny sy ny heriny nandresy lahatra ireo Firenena namana izay nanohina ny Firenena Malagasy sy ny Filohany ,voafidy ara-dalàna ary niaraha-niezaka tamin’ny Malagasy tariny hampandroso ny Tany sy ny hampisondrotra ny fari-piainan’ny Malagasy..!
Tsy mora izany ary tena sedra ho an’ny faharetan’ny Malagasy..Nefa ny kiry ,ny fahaizana,ny fahakingan-tsaina , nyfifankatiavana no zairiny tamin’ireo Firenen-dehibe sy ny Fivondronam-pirenena maro ary indrindra ny finoan’ny Filoha RAVALOMANANA MARC mafy an’ANDRIAMLANITRA dia tonga eo amin’ny tanjona no kezndren’izy ankehitriny..!
Tiako ho enonareo ny kabary miezinzina nataon’ny Filoha tany Johannesbourg ho Antsika
anikeo maraina..izay fihiniko toa izao :
-hiverina eto an-Tanindrazana ny Filoha RAVALOMANANA tsy ho ela ,koa mangataka ny miarmila ny zandary ary ny paolisy manara-dalàna hametraka ny fiadiana rehefa tonga ny fotoana hangatahana izany amin’izy ireo..Ary ho samborina ireo tsy manaraka izany fepetra izany..Ho samborina koa ireo jiuolkahy nanonga-panjakana ary homena ny Fitsarana
-Hanagatahana ny olon-tsotratsy hanelingelina ireo mpitandro ny filamina tonga eto Amintsika..
-Aoka Isika tsy hisdolo ny Fitsarana fa kosa handray tsara ny anaran’ireo nampijaly ary hitory ary ireny rehefa vita ny fampandrian-tany…!
Eny ,hisy “assistance pour la ” no ampiasaina dia ho elabe vao sitrana ny aretina ary hihombo ny fahavoazana .
Koa mangataka ny Filoha hanampy sy hanamora ny asan’ireo mpampandry ny Tany sy ny Firenana Isika !
Isaorantsika ny Filoha RAVALOMANANA MARC no ity fandraisan’andraikitra lehibe nataon’ity..!
Ho ela velona ny Malagasy “TSY MATY VONOINA “
Ho ela volona ny Filoha RAVALOMANANA MARC ,izay miaro ny tombotsoan’ny Malagasy
Ho tahin’ANDRIAMANITRA Isika mianakavy miaina eto MADAGASIKARA TSIMIALONJAFY !
Ho An’Andriamanitra irery ny Voninahitra ary ho Antsika izay hankasitrahany ny Fahasoavana lalandava !
Dr CELESTIN Robin
Paris
: