1

Sujet: Vazaha

Tamin'ny andron'ny mpanjaka dia nosavaina ireo vahiny miditra ny tanana. Nozahana no tena marina rehefa mandalo ny vavahady izany. Ireo voasava ka nahazo alalana hiditra dia voazaha izay nanjary vazaha taty aoriana

2

Re: Vazaha

Misaotra betsaka namaly ny fanontaniana e....

3

Re: Vazaha

Mbola misy tsy ampy be dia be ny fanazavana , mbola tokony hita ao ny teny hoe dilambato ,tantara marina mihintsy no nahatonga ny teny hoe vazaha fa tsy tsotra kely ohatran'izany , fa hovakiako fanindrony ny boky dia halefako !tsy marina ny fanazavanao

4

Re: Vazaha

Taloha tany akaikin'antananarivo tany nisy tanana atao hoe dilambato, ka nony tonga taty amintsika ireo asiatika izay karana sy arabo no marina dia tany zareo no nivantana, ka nirahin'ny mpanjaka ny iraka hijery azy ireo ka nony niverina ny hoy zareo ....

5

Re: Vazaha

nefa voazaha ny olona tao efa "voazaha"  lasa "vazaha".Dia izay no nahatonga ny teny hoe vazaha sy ny hoe "havana avy any dilambato".Raha mila teny hafa : aherizo@caramail.com

6

Re: Vazaha

Misaotra anao manitsy ny diso ary manatsara ny fanazavana.

7

Re: Vazaha

Sao dia mba avy any Dilambato nareo ry Herizo.Masomboay ny aty antsy.

8

Re: Vazaha

Araka ny fahafantarako azy dia avy @ teny hoe "mazava" no nahatonga ny "vaza".

9

Re: Vazaha

tsara ny hevitr i HERIZO nefa ny teo ihany no namboarinao aza mamao izany

10

Re: Vazaha

araka ny fahafantarako azy dia izao no nahatonga ny hoe vazaha izay vahiny miditra eto madagasikara dia savaina ka izay tafiditra dia efa voazaha ka nahatonga ny anranana hoe vazaha

11

Re: Vazaha

Izao no tena izy e !!! Ny vazaha dia lafinjavatra iray ao amin'ny singa voajanahary ka masiso jerena sady mafaika rofina. Misy pnandalina iray izay mpanao ronono ka mapanisy ireny amin'ny solaitra be. BLANC no loko ety ivelany sady tsy mba racine carrée akory no sady tsy miteny fantsy. Koa dia izay ary ry zareo fa te hangery aho izany a .

12

Re: Vazaha

Ny nahatonga ny gasy tsa tia vazaha dia mazava loatra. Tonga antanintsika izy, jerena toa azony aby ny soa-aman-karenan'ny tanintsika izay tsa mety hitantsika, dia azony aby koa ny ampela soa izay tiany, kanefa ona tsa mahafantatra ny maha gasy ny gasy.Kanefa kosa adalan'ny gasy ihany no mahatonga an'io. Sady kanosa ro mora vidy fa voaterin'ny fahantrana.Ny ahy dia jereko tsirairay amin'ny maha olona azy ny vazaha mandrapahitako izay tena fomba entiny miaina ao amin'ny tananako. Lehe soa ro ataony, tongasoa (el padre Pedro). Lehe ratsy ny fikasany vonoy ho faty agny dia ario any @ ony tsa misy lamba (be mamba) agny (profiteurs, pedophiles, oppresseur de malagasy, raciste an tanin'olona, etc...).Lehe tsa voazaha ry zareo dia vita ny gasy.

13

Re: Vazaha

Sady raciste no tsy mihevitra tsy fantantena angaha fa  raha tsisy touriste dia tsy mandronso i madagascar:ary iza no hividy ny vanille, saphira, sy ny karazany...Dia izao koe! e!: tsy n'ny vazaha no mangalatra anireo vehivavy tsika ireo fa rizareo no nifidy nyvola sy ny harena ka mijery ny gasy tahaka azy hoatrany zavatra maloto.Misy aza ny ray amandreny mihintsy no  mandefa ny zananany mbola         kely  tsy ampy taona handea hitady vazaha. Iza ny lehilahy haharitra hijery vehivavy tsara voatra ka miboridana eoaloha nao