1

Sujet: SOA TOAVINA

Teny roa no mamorona azy ( soa= ny tsara, bikana, maha te ho tia, maha sondriana, saro-bidy. ary ny teny faharoa dia ny hoe Toavina= hajaina, lalaina, omen-danja). noho izany ny soa toavina dia ny maha saro-bidy, ny maha izy ny zavatra iray ka omen-danja.Afaka mandalina misimisy isika rehetra.

2

Re: SOA TOAVINA

Ka matetika ny resaka valeur culturelle (us et coutumes) @ fomba amam-panao no itenenan'ny olona an'io @ filazam-baovao. Ka tokony hazavaina marina fa mahafaoka be ny nolazainao io ary tena fanazavana tsotra azo ampiharina @ sehon-javatra rehetra.

3

Re: SOA TOAVINA

dominique rasamison