1

Sujet: référundum

Ary mba inona no fiheveranareo ireo fiovana hatao amin'ny lalam-panorenana? Ilaina tokoa ve ireo, ary raha toa ka misy tsy mahafam-po, ho metimety kokoa ve ny hanao ENY sa TSIA ?[ohwell]