Sujet: Trano
Ho anareo izay mpamaky eto :
Mivarotra trano studio izahay, ka tsy maintsy mandalo Notaire ny fivarotanay azy, raha misy mitady na mila fanazavana fanampiny dia manoràta ao @ e-mail vao nosokafanay : varotra_entana@yahoo.fr
eto an-dafy ilay trano akaiky RER A, 5 mn La Défense ary 20 mn Paris.
Hafaka andefasako sary izay mila.