Sujet: ny teny malagasy
mipetraka aty amerika ny tenako ny marina kokoa aty texas, mpianatra eo amin,ny 24 eo zahay no atyary miteny malagasy rehefa mifanena. Maheno anay miresaka @ fitenin-drazantsika ny vazaha dia talanjona, satria lazainy fa toy ny olona mihira hono isika malagasy rehefa miteny sa mahafinaritra hono ny mihaino antsika miresaka indrindra sy mihira. Koa mampirisika ny Malagasy rehetra monina ivelan'ny Madagasikara ny tenako mba hanadratra avo io teny malagasy io fa isan'ny harena iavantsika @ maro izy io