1

Sujet: NY FIHAVIAN' NY MALAGASY

Ho fampahafantarana sy ho fandalinana ny FIHAVIAN' NY MALAGASY,

Iza no atao hoe MALAGASY? Avy aiza ny MALAGASY?

dia hanasa ny Mpitandrina Tolotra RATEFY,
Mpahay Tantara fahiny mikasika an' i Madagasikara,

amin' NY SAKAFO HARIVA AMOROM-PANATANA,
ny LA RESIDENCE-ANKERANA,
Ny ALAROBIA 07 MEY 2008 amin' 07 ORA HARIVA,

Famandrian-toerana: 22.417.36

2

Re: NY FIHAVIAN' NY MALAGASY

DINER DE L'HISTOIRE:

ORIGINE DES MALAGASY: LES ORIGINES PROTO-ASIATIQUES
avec le Professeur LEO RAMANGALAHY, Médaille d'Or de la Conférence Internationale sur la Civilisation Malaise (Kuala Lampur), Spécialiste du Monde Melayu,

le MERCREDI 11 JUIN 2008 à 19 HEURES,
à LA RESIDENCE - ANKERANA, ANTANANARIVO,

Sur réservation: Tél: 22.417.36 ou 0.33.14.810.80