1

Sujet: Misy boutons rehefa mankany Dago

Miarahaba anareo,
Ny zanako dia teraka aty Frantsa. rehefa mankany madagasikara ny zareo dia feno  boutons mangidihidy ny tenany rehefa . Efa nisy voan'izany ve ny zanakareo. Raha eny dia inona no fanafody hampiasainareo mba hahafaka azy fa mijaly ny ankizy.
Misaotra an'izay mamaly