Sujet: MARC ou ANDRY Votez dès maintenant
Un SONDAGE pour savoir qui serait PRESIDENT s'il y auraient des ELECTIONS:
http://www.123votez.com/sondages/sondage-gratuit-30042_51898.php
LE PEUPLE lepeuple.mada@gmail.com
Forum de Discussion sur Madagascar et Les malgaches
Vous n'êtes pas identifié Veuillez vous identifier ou vous inscrire, merci.
Madatsara Forum de discussion » Actualités - Politique - Economie » MARC ou ANDRY Votez dès maintenant
Pages 1
Un SONDAGE pour savoir qui serait PRESIDENT s'il y auraient des ELECTIONS:
http://www.123votez.com/sondages/sondage-gratuit-30042_51898.php
LE PEUPLE lepeuple.mada@gmail.com
ANDRY sans aucune hesitation!!!!!!!!!!!!
lepeuple dit :
Un SONDAGE pour savoir qui serait PRESIDENT s'il y auraient des ELECTIONS:
http://www.123votez.com/sondages/sondage-gratuit-30042_51898.phpLE PEUPLE lepeuple.mada@gmail.com
Izaho zany dia mbola manoana an'i RAVALOMANANA satria ita mintsy izy fa miasa manandratra ani gasikara amin'ny toerana avo sy mampiseo ny firenena hafa izany atao hoe Malagay saingy misy ny mpisopatra te hiady ny sezany dia mampiady vahoaka fotsiny .
Hafatra hoanareo ry vahoaka aza manaiky ataony olona fitaovana ianareo ka maty maty fotsiny ohatrany valala samborim-boka . Sao ianareo mihevitra fa raha maty eo ianao miseho manoana be io dia halevina eny amin'ny MOSOLE ? Diso hevitra ianao .
Endraso vita ny mandat ny dia refa tsy mamely dia aza fidiana tsony e . Zao zao isika vahoaka ihany no mijinja ny ataon-dry zalahy , izy inona ny mahory azy ? sakafo , sa inona . ny anao ny hanina androany aza mbola hotadiavina .
Mba misia saina amin'izay ry VAHOAKA MALAGASY ************!!!!!! ***********(censuré)
A Paris, en 2007 déjà
Tsy tadidinao ve ry Gasy !!!!
Hiresaka amin’ny teny malagasy isika satria ianao Malagasy na dia monina any ivelany aza …
Mba misy fanontaniana kely tiana apetraka aminao Malagasy izay monina any ivelany indrindra fa any
Lafrantsa …
1)Tsarovy fa enao dia sady tsy Malagasy loatra intsony nefa tsy vazaha koa sao diso hevitra
(amin’ny vazaha dia “gasy”foana ianao ….na dia mahay miteny vazaha tsara aza 
2)f’angaha ianao raha monina any Lafrantsa dia voatery ianao lay mahataka-davitra …
Ny Malagasy izay mipetraka any manko dia manana zay eritreritra izay ..
Tsy voatery anefa e ?
Ny fitaovana sy teknolojia no mety lasa lavitra ..Ny vola koa mety tsy lany laniana fa ankoatr’izay?!!!
Tsy fanambaniana olona sanatria fa fanokafana ny masonao …
Sao manko ianao variana mijery lay sombin-kazo kely eny imason’olona fa tsy mahita ny andry be ao anatin’io masonao io…
Marina fa malaza ho elites ny Malagasy any an-dafy fa zao kosa anefa …(vitsy izy ireo !)
Ny ankamaroan’ny malagasy mipetraka any dia ireto avy ny asany matetika:
atao amin’ny teny baiko mahazatra anareo :Femme de ménage, fille opère,infirmier(ière) ….. genre-genren’izay .
Cas extrême :Misy aza « pasteur » satria tsy nahita zavatra hafa atao dia an-taratasy fotsiny izy no pasteur fa ny fiainany dia fianan-devoly feno fankalana ny havany sy ny namany …
Matetika moa dia ny havana no very voalohany rehefa any an-dafy any satria asa !!! …
izay angamba lay « mentalité »an’olona nahita fandrosoana !!!!!
lay “fihavanana” nijanona aty aminay aty Madagasikara !!!!
ianareo samy nareo any tsy mahay mifankatia akory fa faly hifanenjika fotsiny ….
Disoy ary aho raha diso fa mino aho fa ny 99% nareo Malagasy monina any dia izany tokoa !!!!
Ny tiako ahatongavana dia ity, nahoana no toa te hiseho ho tia tanindrazana tampoka ?
(pourquoi ce soudain patriotisme ? si c’en est vraiment un)
Misy tamberina kely fotsiny ity … Nisy taminareo tamin’ny taona 2007 nanao « manifestation » tany
Lafrantsa satria tsapanareo fa misy zavatra tsy mandeha amin’ny tokony ho izy eto Madagasikara…
Nahatsapatsapa ratsy ny zava-misy eto Madagasikara ianareo tamin’izany satria nosoratanareo mivandravandra be hoe
-Non à la Tiko isation de l’économie
-Ravalomanana= Loza ,malheur
Koa satria ve ny Malagasy nifoha tao anaty torimasony ka te hiala amin’io loza io dia ianareo indray ankehitriny no handeha hilaza fa tsy rariny ny fangatahan’ny Malagasy …
Mba sokafy koa ny masonaro e !!!!
Tsy nisy coup d’Etat izany teto Madagasikara ….
Ny vahoaka Malagasy monina eto Magadasikara (ny ankamaroany /// tena peuple fa tsy foule araka ny filazan’ny sasany …. No miteny hoe : Tsy mila jadona intsony … Tsy mila fanjakan’olon-tokana
mandany ny volan’ny Malagasy … Tsy mila Ra8LAND….
Tsy tsapanareo akory na ny “1 millième” ny fahorian’ny vahoaka Malagasy fa ianareo ange efa iantohan’ny fanjakana Frantsay e !!! (Moramora ihany zany amin’ny fanenjehan’ny LaFrantsa satria izy no miantoka ny fiainareo … Raha sans papiers ianareo no mety tsy mahazo tombontsoa fa raha ara-dalàna tsara ny taratasinareo dia ny allocations azonareo fotsiny no efa ohatrinona ?)
Tsy toy izany ny fiainan’ny Malagasy eto Madagasikara fa raha marary ny zanaky ny Malagasy eto Madagasikara dia raha tsy manam-bola izy dia ny varavaram-pasana no sokafana satria rehefa tsy misy vola dia tsy afaka hisy fitsaboana sy fanafody !!! Mazava be zany !!
Marina fa samy manana ny fiainany (ianareo ohatra afaka mi-snobber mividy akanjo na kiraro-na
100Euros>>> 1000Euros aza ho an’ny sasany … ajanona eo fa misy mbola afaka mividy ambon’izay…aza raisin’ny sasany ho fialonana indray izany fa zava-misy zany .
Ny tiana ahatongavana dia ity , tsy azonareo an-tsaina akory hoe hatraiza ny tsy fitovian’ny fiainantsika …
Mangotika ny kibonao rehefa mahita ankizy kely mihinam-pako nefa ny an’ny sasany noho ny halatra ,ny fandaniana ny volam-bahoaka mi-style mividy avion ana 60millions de dollars …
Marina fa multi-milliardaire izy … Raha tena ny volany koa moa no ampiasaina tsy mampihetsika ny volo-masom-bahoaka fa raha ny volan’ny vahoaka kosa no ampiasaina dia “rariny”ny vahoaka raha mitraotra ..
Enao no tsemboka izany dia ny sasany no hitavana ?... Ataovy amin’ny toeranareo !!!..
Ary ahoana ianareo Malagasy any Lafrantsa , izay atao hono hoe :Nivoatra,nahita fandrosoana , atao hoe “civilisé”hono zany e !Dia nalainareo baraka lay vehivavy atao hoe Mialy …
… raha ireny no atao hoe olona civilisé dia asa angamba ny tamin’ny âge de pierres …
Raha ny mentalité zany dia tsy mifankaiza amin’ny aty ianareo e !!!
Version empirée fotsiny ny anareo satria « vous êtes cruels !!! »
Marina tokoa lay tenin’izay olona izay hoe « ny Gasy raha ampiseho fitiavana dia tsy mahay mihitsy Fa raha fankahalana dia mahay tokoa !!! » sady gratuitement !
“Chassez le naturel, il revient au galop !” iny fihetsika nasehonareo iny zany dia mbola ahafantarana fa Malagasy tokoa ianareo .
Zao e , ny marina tsy mba maty … Efa fantatrareo ny zavatra nataon’i Prezida malalanareo iny koa
Zao mba toroy hevitra ny eny Ambohijatovo e :
Asaivo soloiny ny banderoles sy ny pancartes hoe
“avereno ny mpangatra !!!” ;“avereno ny mpihinana ny volam-bahoaka!!!”
“ampio ny fijaliana fa izay no légal!”; “avereno ny fanampiana ny fahantrana !!!”
“avereno ny fanaovana ampimamba !!!” ”avereno ny jadona !!!”
“avereno ny MAP-mé//MAP-hesona//MAP-pijaly”
“avereno fa ara-dalana izany !!!” Dia ndao daholo hangalatra amin’izay fa izay no légal e !!!
Fa hono ho aho ry gasy leo lainga: inona mihitsy no tsy aritrao @ gasy any Frantsa? Nisy naka ny fanananao angaha ry zareo sa nanimba ny anjara masoandronao? Mahavariana mihitsy ity zvt nosoratanao fa dia toa lasa ady @ gasy any Madagasikara sy any Frantsa ve zany ity crise politique ity? Dia mba ahoana ny gasy any Suisse, Belgique, USA , Japon ,ny any @ toerana hafa izay misy malagasy rehetra, sa ny gasy any Frantsa ihany no sady tsy gasy no tsy vazaha? Ary mampaninona anao ny asan'olona na mpamafa trano aza izy, angaha nangataka vola tany aminao izy hiainany no ambanianao toy izao ny asa ataony?
Diso toerana hoy aho ny adihevitra entinao, tsy ny olona no miady fa ny hevitra, ary tsy ny toerana misy azy no manan-danja fa ny fivoaran'ny fiainan'ny malagasy rehetra na any Antananarivo izy na any anindrana.
Izaho dia tsy manaiky lazain'iza n'iza fa "peuple" no nampiakatra an'io Rajoelina io teo @ fanjakàna , satria tsy nanotaniana ahy ny hevitro, tsy any Antananarivo no misy ahy, ary ny olona nilahatra tao dia tsy ny "malagasy rehetra" !!!
Tsy lafatra ny nataon'i filoha Ravalomanana teo aloha, fa kosa hoy aho, aoka izay ity fandrebirebena ataon'olona ohatranareo ity. Raha malagasy 3 na 4 ve no nandraraka lafarine t@ Ramatoa Mialy, (amiko aloha dia tsy mety tokoa io fihetsika io : ny hevitra no ampiadiana fa tsy ny olona !!! mila MAZAVA anatin'ny lohan'ny olona rehetra io ! izany no atao hoe demokrasia !), dia ataonao iray sobika ny gasy rehetra any Frantsa ?
Fa maninona tsy ny vahaolana no avoakanareo mpanao politika rehetra ireo? Avoahy ny vahaolana fa aza mampiady olona lava izao! Izany no hamoaka an'i Madagasikara @ fahoriana.
avadibadiho im_pito ny lela .
on parle souvent de fihavanana.il est vrai :MALGACHE D'AUJORD'HUI ceci n'existe plus
tu sais il faut surtout pas juger les gens avec ce que tu vois et ce que tu vis .il faut savoir observer dans le but de constater les choses
zany hoe samy manana ny fiainany ary samy manana ny aretiny
ianao zay milaza sy mihevitra fa ny vola no mahavita azy diso hevitra enao satria ny vola no manimba ny faianan-tsika @zao fotoana zao
rah samy manan_karena avokoa moa ny olona rehetra ary koa rah samy mahantra avokoa.!!!!!!!
amnaao inona no atao hoe fiainana?
VIS TA VIE ET OUBLIE LES AUTRES;ON N'EST PAS DIEU ET NOTRE VIE MEME NE NOUS APPARTIENT PAS
COURAGE ET APPREND A FAIRE DU BIEN PARCE QUE TOUT LE MONDE NE SAIT QUE FAIRE DU MAL ;
MIALY !!!!!!!!NE LAISSER PERSONNE TE DETRUIRE
PEUT IMPORTE LES EPREUVE ESSAYE D'AFFRONTER SEULEMENT LA REALITE ET ACCEPTER LES FAITS
veloma e !
Pages 1