1

Sujet: Fihainoana hira

Ie. Jereo ao amin'ny radiovazogasy.com raha hihaino hira mivantana. Sady afaka mangataka hira ihany koa no afaka mamaky ny tononkira tianao hohenoina.

2

Re: Fihainoana hira

iza no mahay ilay hira hoe "malahelo anao ry folo ry nofisiko mangina"

3

Re: Fihainoana hira

Mba mangataka ilay huran'i LOIC , " Ianao my love" azafady indrindra e!

4

Re: Fihainoana hira

Mba mangataka ilay huran'i LOIC , " Ianao my love" azafady indrindra e!