Sujet: aizany ankizy ambohimanarina
aiza daholo ireo zanaka ambohimanarina toa tsy hita intsony!!
Forum de Discussion sur Madagascar et Les malgaches
Vous n'êtes pas identifié Veuillez vous identifier ou vous inscrire, merci.
Pages 1
aiza daholo ireo zanaka ambohimanarina toa tsy hita intsony!!
zay avy any ambohimanarina e!
zay ko mantsy mitady ankizy avy iany
manao ahoana tompoko
ka izahay mantsy miantso ireo ankizy avy any fa mba te hahalala ireo zanak'amboma miparitaka aty an-adafy aty ny tenanay , koa misaotra anreo namaly antso raha misy zavatra manitikitikany sainareo dia apetraho eto ny message !!
misaotra anreo e!!
za avy ao antanety avaratra sady mponina amboma ,
izahay koa avy eo amboma ary mitady hiafankahita aminareo!!
manao ahoana daholo izaho avy ao antanety avaratra,ka faly mitafa @nareo
salut daholo e!za ko mba avy eto amboma fa zay vo mba nahita le mes nareo e!fa to tsis nanoratra tsony sa maf ny ady de tsis ftoana anoratana?
Pages 1