1

Sujet: RAINIFIRINGA–RALAIMAHOLY sy RAINIDAORIDINA

FILAZANA

Izay olona tsara sitrapo sy liana ary maniry hampandroso sy hanamafy ny fihavanana nolovaina tamin’ireto razambe ireto :

«  RAINIFIRINGA – RALAIMAHOLY   XVII Voninahitra
   RAINIDAORIDINA   XIV Voninahitra »

Dia hiangaviana hanoratra
amin’ny gazety :    Madagascar-TRIBUNE  réf: 3610
na amin’ny adiresy mailaka : razambe@free.fr

Raha misy soratra, sary na sosokevitra mikasika ireo Razana sy ireo taranany, hanatevenana ireo rakitry ny ela voatahiry dia raisina am-pitiavana.

Mankasitraka Tompoko

2

Re: RAINIFIRINGA–RALAIMAHOLY sy RAINIDAORIDINA

pouvez -vous m'indiquer LE SITE où je pourrai voir l'arbre généaloqique de RAINIDAORIDINA

3

Re: RAINIFIRINGA–RALAIMAHOLY sy RAINIDAORIDINA

Http://razambe.free.fr