26

Re: REUNION DES AMPANJAKA A MADAGASCAR !

HOMMAGE A NY ANDRIANA EMILE RAMAROSAONA: HOMMAGE A UN HOMME D'HONNEUR :


Nous avons un devoir de mémoire pour rendre justice à ceux qui ont fait énormément pour le pays. Pour ne pas alourdir davantage nos actes manqués, il nous est appelé d'exprimer notre gratitude à l'égard d'un homme qui tel un baobab, telle la lune qui se détacvhe du fond du ciel étoilé a illuminé la route de notre histoire car il a consacré durant à la construction de la Nation malagasy.

Nous voulons parler de Ny Andriana RAMAROSAONA Emile... Dans cette longue lutte interminable que traverse le pays qui à mis à mal le monde politique, nous ne devons pas nous tromper de héros. Les vrais, ceux qui tout au long de leur vie n'ont jamais dévié des valeurs de principe de DROITURE, d'INTEGRITE et de FORCE MORALE pour la SOUVERAINETE, et la DIGNITE de LEUR PAYS.

Ny Andriana RAMAROSAONA Emile est de ceux-là.

(à suivre)

27

Re: REUNION DES AMPANJAKA A MADAGASCAR !

FANJAKAN' I MADAGASIKARA 2010:


« Ho tonga anie ny fanjakanao! »


Ny fanjakan’Andriamanitra? “… tsy amin’ny fihinanana sy ny fisotroana,
fa fahamarinana sy fiadanana ary fifaliana ao amin’ny Fanahy Masina” (Romana 14:5)

Fa “ny fahamarinana manandratra ny firenena" (Ohabolana 14:34)
ary mampahateza ny fanjakana (Isaiah 32:1).

Ary koa: "Fa Izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo, hoy Jehovah, dia hevitra hahatonga fiadanana fa tsy loza, mba hanome anareo fanantenana ny amin’ny farany" (Jeremia 29:11),
fa tsy fitaintanan-dava.

Dia hoy Jesosy: “mba ho ao aminareo ny fifaliako, ka ho tanteraka ny fifalianareo" (Jaona 15:10,11).

Ny fehin’izany dia fahasambarana, izay tadiavin’ny olona sy katsahin’ny firenena rehetra. Tanteraka izany fahasambarana izany rehefa lalainy ny sitrapon’Andriamanitra sy ny fahamarinana. Fa fahavoazana sy fahabotriana kosa no ateraky ny fanoherana an’Andriamanitra sy ny sitrapony.

"Fa tsy sitrany ny mampahory na mampalahelo ny zanak'olombelona" (Jeremia 3:33), fa ny hahasambatra azy. Ary tiany ho tanterahina eo amin’ny isaky ny firenena koa izany,

fa "Sambatra ny firenena izay manana an'i Jehovah ho Andriamaniny" (Salamo 33:12a; 144:15b), dia ny firenena anjakan’ny fahamarinany.

Raha tsy izany, dia mampamoaka ny amin’ny fitondrana ny tany sy ny firenena Izy mba hanjakan’ny fahamarinana hahatonga fiadanana eo aminy.

Fa Izy no Tompon’ny fanjakana sy ny hery ary ny voninahitra (Matio 6:13 nota 7), ary “An’i Jehovah ny tany sy izay rehetra eo aminy, izao rehetra izao sy ny mponina eo aminy” (Salamo 24:1).

Ny fikendreny dia ny hahatanteraka ny tonom-bavaka nampianarin’ny Tompo manao hoe:

“Ho tonga anie ny fanjakanao!”

28

Re: REUNION DES AMPANJAKA A MADAGASCAR !

ALASORA ET LE ROI ANDRIAMANELO:

Alasora,également nommée "Aînée du pays et Origine des rois",est un des plus anciens villages de l'Imerina. Elle a été fondée par le Roi Ramasimparihy en 1490.Le souverain de Merimanjaka,Rangita (1500-1520),et son frère Andrianamponga II,lui ont donné le nom d'Alasora.

A sa mort, la fille de Rangita,Rafohy (1520-1540) ,décida de déplacer la capitale de sa seigneurie de Merimanjaka à Alasora et s'y installa définitivement.


Andriamanelo, Roi d'Alasora:

Né en 1540 à Imerimanjaka, décédé en 1575 à Alasora à l'âge de 35 ans,
Andriamanelo fut, dit-on, le premier roi qui utilisa le fer en matière d'armement. Il jeta les bases de la politique d'expansion du royaume merina en prenant pour épouse la fille de son puissant voisin le roi Rabiby d'Ambohidrabiby, près d'Ambohimanga au nord-est d'Antananarivo. A l'intention de son fils Ralambo et de tous les rois merinas qui se succèderont, il édicta les règles de succession de la dynastie par le biais du mariage. Ainsi, il recommanda à Ralambo d'épouser Ratsitohinina, petite-fille de son frère Andriamananitany qu'il fit pourtant périr. Il fit épouser sa soeur Rafotsindrindra Rasoavimbahoaka par un autre valeureux A personnage dénommé Andriandranando qui contribua à l'agrandissement du royaume et à la consolidation de son règne.

A la mort d'Andriamanelo et après le départ de son fils Ralambo ayant transférée la capitale de son royaume à Ambohitrabiby, dont sa mère fut originaire d'autres princes se proclamèrent rois d'Alasora.
Andriambonimena fut parmi les plus connus. Son fils Andriamohara puis son petit-fils Andrianavalonjafy lui succéda. Ce dernier fut vaincu par Andrianampoinimerina qui prit sa fille Ramanantenasoa pour épouse. Après la mort du grand monarque la seigneurie d'Alasora revint en héritage à Rabodosahondra soeur de Radama 1°

Ce fut le roi Andriamanelo (1540-1575) fils ou petit-fils de Rangita, qui acheva la construction du village. Il fit en premier lieu creuser tout autrour de son palais un fossé de protection ,dit "hadivory",contre l'invasion des ennemis. Il doubla celui-ci d'un autre fossé de diversion et de vigilance,dit "hadifetsy".
Il a en outre institué un seule accès au palais,le "vavahady",un portail de pierre plate signalé par les "aviavy"(figuiers),arbres symbolisant la royauté. Il a ainsi esquissé, sans le savoir,le plan d'urbanisme et d'aménagement des résidences royales, adopté plus tard en Imerina.

D'autre part, l'avènement d'Andriamanelo a marqué la fin du règne des vazimba et le début de la dynastie des"Andriana".

De plus,on doit à ce souverain l'introduction de l'utilisation du fer dans la fabrication de bêches et de sagaies,appelées alors "fer volants",ainsi que de la circoncision,l'invention de la pirogue,du fanorona et du rituel de l' "Alaondrana",permettant le mariage de parents proches.

On retiendra aussi de ce riche passé d'Alasora la charge qu'Andriamanelo confia à la caste des Velondraiamandreny maîtres de cérémonie, ils leur revenaient de veiller au strict respect du protocole royal, dans tous les rites touchant la personne du roi, du Fandroana au Fanafenana en passant par toutes les cervelières honorées de la présence du souverain.

La garde du cachet royal et des clefs des appartements royaux figurait aussi parmi les prérogatives des Velondraiamandreny dont les charges se transmettaient de pères en fils et sous réserve expresse que les parents du néophyte fussent encore de ce monde.

Un siècle après,Andriamasimavalona(1675-1710) aménage les "Fasana fito miandalana",où les rois et les membres de sa famille sont inhumés, achevant ainsi l'aménagement de l'espace royal d'Alasora. Il a également érigé la première pierre levée en Imerina, la première retenue digue pour l'irrigation de la plaine d'Alasora,estimée à 650 hectares. Alasora étais alors la capitale du Vakiniadina.

Le roi Andriamasinavalona quitta plus tard la colline pour conquérir le A trône d'Antananarivo. D'ailleurs,ses sujets se rebelleront contre lui à Ambohimanga,"village de la soumission",en 1785,quand il tentera d'unifier ce royaume à ses conquêtes. Enfin,Alasora devint une colline sacrée sous le règne d'Andranamapoinimerina,quand il y plaça son épouse Ramanantenasoa.

29

Re: REUNION DES AMPANJAKA A MADAGASCAR !

FANAMBARANA:

FIHAONAMBE NY AMPANJAKA SY ZANAKANDRIANA ETO MADAGASIKARA:
LALAM-PANORENANA VAOVAO MANARAKA NY SOATOAVINA SY KOLOTSAINA MALAGASY:


Ny Fihaonamben’ ny Ampanjaka sy ny Zanakandriana eto Madagasikara, tarihin’ Ny Andriana RABARIOELINA Ndriana, dia manolotra Lalàm-Panorenana Vaovao miori-paka sy miainga ary manaja ny Tantara, ny Soatoavina ary ny Kolotsaina eto Madagasikara, mba hisian’ ny tena fampandrosoana marina, azo antoka, mirindra, mifandanja, isam-paritra, mafy, ary maharitra.

Ny anaran’ izany fanjakana vaovao izany, izay Fanjakam-Pisorona dia FANJAKAN’ I MADAGASIKARA. Tany Masina Madagasikara, ary Firenena Masina ny teratany ao aminy. Ary ireto avy ireo Soatoavina Fito iorenan’ izany Fiaraha-monina vaovao eto Madagasikara dia:

1) ny Fanajàna an’I Zanahary Mpanao ny Lanitra sy ny Tany, sy ny mpiara-monina, ary ny tontolo iainana, 2) Ny Hasina, 3) Ny Fihavànana, 4) ny Fahamarinana, 5) Ny Firaisankina, 6) ny Fiarovana ny Tanindrazana, 7) Ny Fiarovana ny Fiandrianam-Pirenena.

Ho hita ao anatin’ izany lalàm-panorenana sy fanjakana vaovao izany ny fandraisana anjara ny ankolafin-kery rehetra eto amin’ ny firenena, toy ny teratany any ambanivohitra, ny mpiasam-panjakana na tsy miankina, ny mpandraharaha, ny avara-pianarana, ny any am-pitandranomasina, ny raiamandreny ara-panahy, ary indrindra ny Ampanjaka rehetra manerana ny faritra eto Madagasikara.

TANY MASINA I MADAGASIKARA!

Antananarivo, 20 Mey 2010.

30

Re: REUNION DES AMPANJAKA A MADAGASCAR !

Bonjour,

Parti 3 semaines à Madagascar pour découvrir ce pays, comme j'en ai visité tant d'autres, je tiens à porter à votre connaissance la mésaventure qui m'est arrivée le mardi 6 avril , afin que vos lecteurs soient informés de ce qu'il peut leur arriver et aussi d'éviter que cela se reproduise.

Au sud de Madagascar à Ranohira alors que j'empruntais un chemin dont rien ne limite l'accès et qui mène à une cascade, un prétendu guide accompagné d'un policier m'interpelle car je suis sans guide. Après de vifs échanges, il me dit que nous allons nous expliquer au poste de police de la ville.
Arrivé au commissariat, le cauchemar commence :
- arrachage de mon sac à dos et de mes lunettes,
- mise en cellule violemment à 2 reprises pendant 5h au total,
- menace de coups et de m'attacher,
- refus de me donner de l'eau malgré mes demandes,
- intimidation par l'entrée précipité de 4 supposés prévenus dans ma cellule,
- demande de m'engager à payer une forte amende au regard du coût de la vie.

Enfin ce qui est le plus difficile à supporter pour moi : un français, entrepreneur dans la région, qui réside à Madagascar depuis 20 ans et qui se propose à m'aider, profite des circonstances pour me voler 50 euros en allant chercher mon passeport à l'hôtel.

31

Re: REUNION DES AMPANJAKA A MADAGASCAR !

Sondage:

Soixante-quatorze pour cent (74,8 %) pensent qu'une Monarchie Parlementaire est plus adaptée à notre culture à Madagascar.

www.koolsaina.com

32

Re: REUNION DES AMPANJAKA A MADAGASCAR !

FANJAKAN' I MADAGASIKARA : HITONDRA SIVILIZASIONA VAOVAO !!!


Araka ny Teny Fikasan’ Andriamanitra, nolazainy sy nampitondrainy tamin’ ny olon’Andriamanitra vitsy, efa am-polo taona lasa izay, dia hajoron’ Andriamanitra eto ny Fanjakan’ i Madagasikara, fanjakam-pisorona, ary tsy misy olombelona na vondron’olona na firenena vahiny afaka ahasàkana izany.


Hirodana ny sivilizasiona tandrefana mandà sy manohitra an’ i Zanahary. Hajoron’Andriamanitra handimby azy ny Sivilizasiona Vaovao eto Madagasikara sy ny Fanjakan’ i Madagasikara, ary haposak’ Andriamanitra eto Madagasikara ny Fahazavàny ka hipaka hatrany amin’ ny faran’ ny tany.


Araka ny Teny Fikasan’Andriamanitra, dia Tany Masina i Madagasikara, Ilay Tany Fototra, ary nametrahan’ i Zanahary taranaka voafidy, fanjakam-pisorona sy firenena masina (Eksodosy 19:6), nantsoin’Ilay Nahary amin’ ny anarany ho olon’Andriamanitra mba hanehoany ny Voninahiny ary mba hanehoan’ izy ireo ny Voninahitr’Ilay Mpahary ny Lanitra sy ny Tany.


Araka ny Teny Fikasan’Andriamanitra, raha mitandrina ny Didin’Andriamanitra isika dia ataon’Ilay Mpahary ny Lanitra sy ny Tany ho firenena voalohany fa tsy ho farany, ho lohany fa tsy ho rambony, ho ambony fa tsy ho ambany, hampindrana fa tsy hindrana, hampisambotra fa tsy hisambotra, handresy fa tsy ho resy, ho feno fitahiana fa tsy ho feno fahantrana intsony (Deotoronomia 28: 1-13).


Hanafaka ny firenena Andriamanitra, amin’izao Taon-Jobily izao (Levitika 25:10), Taona faha-Dimam-Polo (26 jona 1960 – 26 jona 2010). Hanafaka amin’ ny asan’ ny maizina, ary hanaposaka ny Fahazavan’Andriamanitra eto amin’ ny firenena. Satria Andriamanitra dia Fahazavàna. Ary tsy misy vondron’olona na firenena vahiny ahasàkana izany !



NY FIHAONAMBE NY AMPANJAKA SY NY ZANAKANDRIANA ETO MADAGASIKARA.


(c) copyright.