Sujet: fampirafesana eo @ olotian
salut daholo!
isan'ny mateti-pitranga izany eny anivon'ny fiarahamonina Malagasy.Ao ny manatosaka ny heviny fa tsar nefa ao koa ny manambara fa ratsy zany. Amiko alo dia ianao ny toe-tsain'ny olona tsirairay ny manahatonga azy tsar na ratsy. Ra izaho zay manoratra no anontaniana dia tsara io. Mato ny olona iray manao io dia ilain'ny vatany iz zany satria isika ko anie ka nofo.Ary io nofo io dia mila omena hanina sahaza sy ampy azy mba hanalava ny andronao. TSARA NY FAMPIRAFESANA.