1

Sujet: Te hifanerasera @ olona eto Salon de Provence, izay tia mihira kalon'ny fahiny na "classic"

Manao ahoana! Mitady namana mipetraka eto Salon de Provence aho mba hiara-miala voly amiko @ fihirana ( indrindra ny kalon'ny fahiny ).
Misaotra tompoko!

2

Re: Te hifanerasera @ olona eto Salon de Provence, izay tia mihira kalon'ny fahiny na "classic"

Mampamangy an' i Jaonia/Sahondra sy ny tinary avy @ 'la Sainte' e!