1

Sujet: Mitady ny raiko za

Efa ho 11 taona za izao no tsy nahitana ny raiko tsy fantatro na mbola velona na ahoana izy amin'izao koa mba miangavy izay mba nahita na nifanerasera azy aho mba anampy ahy izao avy ny momba azy.
Anarana RAINITAVITSIFERA JEAN BRUNO EDDY
Terakla ny 26 Juillet 1958
Koa miangavy izay nahita azy mba hiantso ny tel (261) 33 14 034 25
Misaotra tompoko

2

Re: Mitady ny raiko za

Miarahaba anao,

Io rainao io ve aty mada hono sa aiza?

3

Re: Mitady ny raiko za

Io raiko io dia teto mada t@ 1994  ary t@ io fotoana io no nahitako azy farany

4

Re: Mitady ny raiko za

anthony a écrit: