Sujet: Marovatana Ambohidratrimo
Antsoina hoe Marovatana io tanàna iray io satria hono tsy resy an'ady mihintsy tamin'ny andron'ny Mpanjaka Andrianampoinimerina, ka nantsoiny hoe MAROVATAN-DEHILAHY dia nafohezina hoe marovatana.Mahavariana o sa!??dia io no niandohan'ny fitenenana hoe "Marovatana tsy resy an'ady fa resim-pitiavana".