1

Sujet: Komany be

Teny fanondroan ny zavatrgoavan rehetr na makadiry.Kanef teny avy amin'ny teny frantsay,tsy azo atao hoe nolovain fa nindramin .Comme un boeuf:komany be.

2

Re: Komany be

Tsy dia miray hevitra aminao loatra ny amin'io resaka io aho satria ao anatin'ny fianakaviam-ben'ny resaka kivazivazy io.Indreto misy hafa koa :1- "Kodiarana" avy amin'ny hoe "Good Year".2- "Kidoro" avy amin'ny hoe "c'est sur quoi qu'on dort".

3

Re: Komany be

Fanitsiana :"Sesi-kidoro" (fa tsy "kidoro")ilay hoe "c'est sur quoi qu'on dort".Ialana tsiny indrindra.

4

Re: Komany be

Solofo a ,kodiarana:misy tsiri-teny hoe kodia:mihodina,lasa koa hoe mikodia,sa tokony hoe taona tsara.ary ilay kidoro ,avy any amorontsiraka no niaviany .

5

Re: Komany be

Ny tiako nolazaina dia samy ao anatin'ny fianakaviam-ben'ny kivazivazy ireo fanazavana rehetra ireo : "Komany be", "Kodiarana", "Sesi-kidoro", sy ny hafa tsy voalaza eto.

6

Re: Komany be

marina io nolazain'i pancho io ramose Solofo tsy vazivazy io fa dikateny vilana ohatra ny hoe "kiraro"= cuir + aro.Raha manao linguistique ianao dia ho hitanao fa marina io!

7

Re: Komany be

Ka raha X+y au carré ange midika fa manjolofotra be ny hetotro e !!! Koa raha dinihana izany ny Astrologie dia misy hifandraisany @ vorotsiloza. Fa izahay tsy maintsy mitsidika eny foibe fa tiko be ravalomanana sady matsiro ny loaka androany.

8

Re: Komany be

ohatran'ireo latabtra "la table" ihany io resaka io eh! Fa ny linguistique ve manazava ano hoa avy aiza ny anarana hoe "sotro" na "fory" na "vody"

9

Re: Komany be

io zany tena hoe zao fotsiny e tsy mila kozy bobaka na kafara fa ny "komany be " dia hoe comme un boeufvita ramose

10

Re: Komany be

lazao koa fa hoe "vous dites" de hoe "vody hita"!!!

11

Re: Komany be

Dia lazao koa fa secret dia avy @ teny frantsay hoe secret ? Dia ohatran'ny tsy misy dikany mihitsy izany ny mpikambana ao @ Akademia Malagasy fa .... foana?

12

Re: Komany be

Dia lazao koa fa secret dia avy @ teny frantsay hoe secret ? Dia ohatran'ny tsy misy dikany mihitsy izany ny mpikambana ao @ Akademia Malagasy fa .... foana?