Sujet: Ny fanoratra
Misy zavatra mbola tsy dia azoko @teny Gasy,maninona no soratana fahatany ny teny ohatra:mpanjaitra,raha ny heno dia tokony hoe mpanjaitr,sa za hoe miseho beloha sa?
Forum de Discussion sur Madagascar et Les malgaches
Vous n'êtes pas identifié Veuillez vous identifier ou vous inscrire, merci.
Pages 1
Misy zavatra mbola tsy dia azoko @teny Gasy,maninona no soratana fahatany ny teny ohatra:mpanjaitra,raha ny heno dia tokony hoe mpanjaitr,sa za hoe miseho beloha sa?
valim-panontaniana momba nyanarani' Fianarantsoafianararna raha soa ,tamin'ny andro taloha raha nanorina sekoly teny an-tanàna ambony Ranavalona 2 dia mbanijery tao ireo ray aman-dreny
Miarahaba anao!
Ny teny malagasy dia tahaka ny teny rehetra ihany !
misy ny fomba fanoratra dia misy ihany koa ny fomba fiteny : ohatra : izaho no fomba fanoratra fa rehefa hiteny dia hoe : zà. Dia tahaka izay ihany koa ny mpanjaitra sy ny mpanjaitr
Pages 1