1

Sujet: mizara karatra

Mandritry ny lalao karatra(belote,poker,polisy...)dia misy mpilalao iray mizara ny karatra ka ilay fihetsiky ny tanana mizara azy ireo dia mitovy amin'ny fihetsiky ny tanan'olona izay manary aina,somary mikipily avia sy avànana.

2

Re: mizara karatra

Ao koa rehefa midona ny fiara dia miparitaka daholo ny zavatra rehetra. Rava ilay fiara no tena dikany

3

Re: mizara karatra

Ny hoe mizara karatra raha adika tsotra dia miparitaka, rehetra mizara karatra ianao miparitaka ilay karatra dia midika tsootra fotsiny hoe miparitaka ilay olona na fiarakodia...

4

Re: mizara karatra

sao dia mba foufoune hoa