Sujet: Antsiranana-Antseranana
tsy dia nandalina ny teny malagasy aho fany zavatra azoko tenenina anao dia ny teny hoe an-tseranana dia teny amin'ny seranana fa ny miteny ilay tanàna kosa dia Antsiranana.
Forum de Discussion sur Madagascar et Les malgaches
Vous n'êtes pas identifié Veuillez vous identifier ou vous inscrire, merci.
Pages 1
tsy dia nandalina ny teny malagasy aho fany zavatra azoko tenenina anao dia ny teny hoe an-tseranana dia teny amin'ny seranana fa ny miteny ilay tanàna kosa dia Antsiranana.
Eko tegny agnay ro teraka, dia Diego fiantsoan'ny ona agny azy. Ny ona hafa tsa mitoetra agny sy ny mpihira angamba ro mpanao hoe Antseranana na Antsiranana. Nahoana moa? Asa raha voamarikareo fa ona aha-tagny Diego manao teny gasy mifangaro teny vazaha izay. Hoatra hoe: "'Zako ndraiky z'enfants nandeha lamera, fa vagy io kara lamontagny, ke loso 'z'hay nipody a la maison."Tsy mahagaga lehe mety aminy kokoa ny miantso ny tanana hoe Diego.
Tsy d'accord amin'ny raha speakén'i BitroMay zà. Marina fa zahay boaka Diégo tia magnafangaro teny gasy amin'ny teny hafa (sujet manokana koa io...). Fa ny tena marina, Diégo anaran'ny tanàna io ofisialy voalohany safe sarotro amin'olo magnôva.
Pages 1