Sujet: fitiavana
aminao inona no tinao maty vady sa maty sakaiza
Forum de Discussion sur Madagascar et Les malgaches
Vous n'êtes pas identifié Veuillez vous identifier ou vous inscrire, merci.
Pages 1
Azon-droky lelena va ny sakaiza? Tsia? Eko aleo iny ro maty agny! Sady ny vadin'droky koa va tsa sakaiza hiany koa?
amiko ny vady de andefimandry ao an-trano, fa ny sakaiza le tsy entina miditra ao an-tokatrano ka io ndray arakaraka ny fitiavana azy, ra ny hiafarana no jerena de aleo lavitra alony maty sakaiza e satria iny mety hanody araka ny fiteny
Pages 1