1

Sujet: Mpisam

Eko hitagnareo va ly aka igny? I Don Johnson moa? Efa ela be. Izy foana ro lohalaharana t@ fiazakazahana zato metatra tamin'izany vaninandro izany. Mino aho fa mbola resin' dRainipisitasy avy ao Andzanomanal' ly aka iny, rehefa avy nanao sinto-mahery izay Rainipisitasy, ka enjehin'ny vahoaka mila ny ainy. Igny ako Rapisitasy liaka, misam' dia raha mihintsy!sam' = cent metresmpisam'=mpiazakazaka cent metres.Ny mpanao sinto-mahery mazana miazakazaka mafy mamonjy ny ainy toy ny mpiazakazaka cent metres manenjika toerana voalohany, ka nanjary natao hoe mpisam'.

2

Re: Mpisam

Ary toa manana experience be razoky izany an. Ngo de mba Rainpisitasy ihany ary no nanoratra an'io fa mody bitro?

3

Re: Mpisam

ary izay ihany izany no nahatonga ilay fiteny hoe mpangalatra nohon' ny fahaizany mitsaoka