1

Sujet: makoa

Ny makoa dia ireo taranaka " andevo" nampiasaina tamin'ny andron'dRanavalona voalohany. Tany amboalohany dia niasa sy nijaly toa an'ny andevo rehetra izy ireo , fa rehefa taty aoriana kosa , tamin'ny fanafoanana ny fanandevozana dia novotsorana daholo izy ireo ary nataon'i Ranavalona ho citoyen Malagasy Tanteraka.Avy any Mozambika daholo izy ireo.

2

Re: makoa

Misy heviny hafa ve?Ohatra eto toamasina misy kartie antsoina hoe tanamakoa. Tananan'ireo masombika ve?