Sujet: Hiadana sa hiazakazaka?
Mahafinaritra ilay lahatsoratr'i Nine, ary ohatrin'ny marina ilay izy. Fa zao: olona efa tsy mila mihazakazaka no afaka (mandeha)miadana...ary vitsy ny olona tsy manantena fihadanana (dans les 2 sens du terme) eto an-tany.