Sujet: Mola
Raha avy any atsimo ny mola dia olona adala fa eto antananarivo ny dikany dia vehivavy pendina sy tia lahy "tia raha" hoy ny avy any @ sisiny
Forum de Discussion sur Madagascar et Les malgaches
Vous n'êtes pas identifié Veuillez vous identifier ou vous inscrire, merci.
Pages 1
Raha avy any atsimo ny mola dia olona adala fa eto antananarivo ny dikany dia vehivavy pendina sy tia lahy "tia raha" hoy ny avy any @ sisiny
ny olana @sipa de zao:ny sipa be zesita ery manaraka lamaody nefa ny ny entany aza ndraidray adinony ny manasa azy ,ka any ka mahatonga @ilay fitenenana hoe:madio vetaveta na @lafiny totra na ara mpitondra-tena!!!! kozy mafaitra nefa sady manintsy!!!
Pages 1