1

Sujet: fiteny

ahoana ny fiteny  manamboatra sa mamboatra

2

Re: fiteny

Manamboatra no izy fa mamboatra maha fohy sy manamora ny fiteny azy.

3

Re: fiteny

efa novalian'i za ihany , koa tsy misy ambara intsony