1

Sujet: didi-poitra

Marina ny an'i raclif.Fa ny nahatonga io dia izao ho didina ny bibi ao ambany foitra.Ka lava be raha io no tenenina dia lasa fahazarana ny hoe didi-poitra.

2

Re: didi-poitra

tena tsy asiako kiana kosa aloha ny an'i bema fa tena marina izany e

3

Re: didi-poitra

fa maninona raha tsorina fotsiny hoe tapaka bibity

4

Re: didi-poitra

tsy mety kosa raha tonga atao directa be ohatran'izany ny fomba fiteny

5

Re: didi-poitra

tsara raha tsy dia aholakolana be loatra ny fomba fiteny ireny hoe bibity