Sujet: marika
fifanadrifianjavatra sa avy amin'ny teny frantsay koa io teny io. Fiteny malagasy madio manko ny hoe fanamarihana, marihina , izay mifandray amin'ilay teny vahiny hoe "marque", "remarque" sns...
Forum de Discussion sur Madagascar et Les malgaches
Vous n'êtes pas identifié Veuillez vous identifier ou vous inscrire, merci.
Pages 1
fifanadrifianjavatra sa avy amin'ny teny frantsay koa io teny io. Fiteny malagasy madio manko ny hoe fanamarihana, marihina , izay mifandray amin'ilay teny vahiny hoe "marque", "remarque" sns...
Marina tokoa fa teny gasy mazava ireo .Ary tsy mahala ny dikan'ireo raha tsy malagasy.Fa matoa manahirana ny fiaraha-monina ny mihaino azy dia misy soa toavina tsy mifanaraka @ maha Malagasy ny malagasy . Manan-karena ny fiteny gasy ka tokony hajaina . Tsy tokony hampitoviana @ fiteny frantsay mihintsy.
Sosok'evitra!Mba asivo sary tsaratarehy rangahy ity site ity fa tena mandreraka ny masonay na ny mijery azy aza a!Mba hanatsarana azy e!aiza ve ka na sary iray aza tsy misy!ok.
mbola izaho ihany e!tsy izany fa maninona hoy aho no misy fanan-kihanana foana ny mikasika ny teny malagasy e!?mamaky eo aho iazo dia io Bolida io ihany no matetika mi-insiste be @ izany ,toa lasa mankarary andoha ilay izy,tsy aleo ve havadika hafa ilay resaka e!maninona raha tsy avadika à resaka maampivoatra fa tsy miletika ao @ io sujet iray io foana !
Pages 1