1

Sujet: fofom-bady

Navadibadiko ihany fa tena tsy hitako ny fanazavana azy.Raha i rangahy no raisina dia ny fofon-tongony angaha izany,ary raha ny vehivavy indray,mety ny fofon-keliny angamba ny hiantsoina azy hoe fofom-bady,satria hiaraha mahalala fa ny mpivady dia mizaka ny andaniny sy ankilany ,sa ahoana hoy ianareo.Sa fofona hafa mihintsy no tian-dry zareo ambara.

2

Re: fofom-bady

Tsyazon-dranamana loatra ny hevitr'ilay teny: solosaina na saikin-tsina angaha no marimarina kokoa fa tsy solon-tsaina ary tsy natao haolo nahanala ny saina fa tahaka ny solomaso na dia tsy dianao loatra aza io voambolana io dia manampy ilay efa nanantsika voajanahary.

3

Re: fofom-bady

izaho dia miray hevitra aminareo fa ny ordinateur dia tsy solosaina velively fa fitaovana enti-miasa, ka noho izany tsy mahasolo ny saina mihintsy io fitaovana io

4

Re: fofom-bady

Azafady e inona moa dikan'ny Fitondrana tetezamita

5

Re: fofom-bady

Ho an*ny Moanamisy ny Fitondrana tetezamita  dia fitondrana vonjimaika tsy mainsty handalovana alohan*ny  tena fitondrana na amin*ny teny frantsay hoe  :Etat intermédiaire