1

Sujet: vita gasy

manao ahoana daholo.Ny tena tiako resahina eto dia ny  vokatry ny tany malagasy.Aty an-dafy dia tena arovana mafy ny "produit des terroires".ny dovay ny sakafo sns.Ny an-tsika gasy anefa,ny toaka gasy sy ny paraky gasy dia atao haza lambo eo amin'ny tsena.Mahagaga mihintsy io toetran-tsika gasy io.Ao italy ao anefa misy mamokatra "eau de vie"izay anaty tavoahangy manga no ivarotany azy,ary misy sary vorondolo izay ilay izy,ny vidiny dia 150ff.Raha misotro azy io anefa ianao dia ho gaga fa dia ireny toaka gasy lohany ireny mihintsy ny tsirony sy ny fofony.Ary dia tena tian'ny olona ilay izy.Koa inona no manakana an-tsika tsy hivarotra ny an-tsika?Mba hazavao ny saiko ra8 fa tena fanina aho izany.

2

Re: vita gasy

tsy aleo ve ronono e

3

Re: vita gasy

aza amporisihina ialahy hisotro toaka ny zanaky ny malagasy fa manimba izany

4

Re: vita gasy

Angamba mpankafy toaka ianao dia ny toaka no resahinao fa amiko tsy ny toaka ihany no tsara any @ntsika fa  betsaka  ny zavatra tena tsara  tokony ho arovana sy atao izay hanaparitahana azy