1

Sujet: Tsy mahatsindry tishy

Tsy tafandry mandry ary tsy mahapetraka amin'ny toerana iray ary amin'ny alina tsy mahita tory

2

Re: Tsy mahatsindry tishy

matetika vokatry ny tsy fisakafoanana hariva