1

Sujet: Mandara

Amin'ny teny indonesia ny ra dia darah no fototra.Rehefa atao matoantenin'ny mpanao io dia lasa hoe mendarah.Raha ny marina izany dia tsy marina ilay hoe: mandeha ra,fa mandara fotsiny izao no tena izy.

2

Re: Mandara

ala asa fay sa alasafay ? Misy be dohika ny olona @ fomba fanoratra an'io. Azavao azafady

3

Re: Mandara

mba mahazo fahafahana fiaraha-miasa aminareo aho v tompoko

4

Re: Mandara

ny fanoratra alasafay amiko dia fanakambanana ala asa fay izay marina fa fomba fiasan'olona voasazy tsy manao amin'ny fo