1

Sujet: ankorahotra

Teny ilazana ny toerana fanariana fako na "ordures"

2

Re: ankorahotra

salama !fa inona no dikan 'nyteny hoe fanariampako , tsy maninona raha atao hoe zaoridira toa ny hoe seza na latabatra televisiona nefa tsy hay izay tian'ny olona lazaina

3

Re: ankorahotra

Malahelo aho milaza aminao fa tsy tsara ny mampiditra teny vahiny ao amin'ny tendrazantsika.Ny efa mby eo aza efa tsy hita izay hanaovana azy.Ny tele izao dia efa tsara ny nahitana teny toy ny hoe fahitalavitra.Ny seza tokony hantsoina hoe akalana,ny latabatra tokony hantsoina hoe lambanana,satria ireo ny fitaovana "ara-tantara" nampiasaina mba hihinanankanina,sy ipetrapetrahana.Ny "salon moa dia efitra fandraisambahiny na "avara-patana",etc etc.Ka dia aoka samy hiezaka isika tsirairay avy misaotra.

4

Re: ankorahotra

Fa maninona  ange  ny  olona  tsirairay  na  ny  isam-pokontany   ,no  tsy miezaka  mijery  izay  olona  ahiahiana  ho  ratsy ,  ka  mitady  hisompatra  ny  hafa  sy  ny  hitady  ny  tsy  hisian'ny  fahandriam-pahalemana  ê .*tokony  samy  miezaka  ny  rehetra .MISAOTRA  TOMPOKO

5

Re: ankorahotra

Raha dinihina izy ity  dia misy famarinana ny teny voalazanao nefa toa mifanohitra amin'ny teny no lazai'ny tompokolahy Hajaina "DOX".

6

Re: ankorahotra

Fa maninona  ange  ny  olona  tsirairay  na  ny  isam-pokontany   ,no  tsy miezaka  mijery  izay  olona  ahiahiana  ho  ratsy ,  ka  mitady  hisompatra  ny  hafa  sy  ny  hitady  ny  tsy  hisian'ny  fahandriam-pahalemana  ê .*tokony  samy  miezaka  ny  rehetra .MISAOTRA  TOMPOKO

7

Re: ankorahotra

tiaako asiana fanazavana kely  fotsiny ilay teny hoe fanariampako, fako no fototeny  hita  ao , ny teny hoe zaoridira dia teny frantsay nogasiana :   avy amin*ny hoe :Ordures :fako hoy isika malagasy

8

Re: ankorahotra

tohiny  ilay fanairampako ihany azo atao koa no miteny hoe lava-piringa ;