1

Sujet: vidin'ny VANILLE

Momba ny aty Ambaja dia, Mahatratra 75000Fmg ny Vanille vita omana. Misy koa milaza fa 50000Fmg ny any Sambava. Amin'izao atsika mitény izao

2

Re: vidin'ny VANILLE

fanampiana

3

Re: vidin'ny VANILLE

lafo sa mora?

4

Re: vidin'ny VANILLE

tsymisy

5

Re: vidin'ny VANILLE

Hatramin'izao dia iaraha mahalala fa mbola isika no mitondra ny laharana voalohany amin'ny fanondranana ny vanille koa tokony atao izao dia ny fihezahana mitazona io toerana misy antsika io.

6

Re: vidin'ny VANILLE

vidiny la vanille sy ny hena mitovy ,nanomboka nitondran'ingiahy ravalo