1

Sujet: matego

Ny dikan'ny azafady dia mari-panajana olona iray niharan'ny zavatra tsy nety na tsy tokony hatao nataonao taminy, raha toa ka tsapanao ny fahadisoana nataonao; mety izany koa fanaovana mbailalana raha handika olona na hanao hisongona; ary mety ho fanitsakitsanana anefa raha toa ka tsy mitandrina ...