Sujet: fitiavana
Manao ahoana Ianao?Efa mba tany amin'iMadame Elizabeth ve Ianao
Forum de Discussion sur Madagascar et Les malgaches
Vous n'êtes pas identifié Veuillez vous identifier ou vous inscrire, merci.
Pages 1
Manao ahoana Ianao?Efa mba tany amin'iMadame Elizabeth ve Ianao
Mba te hanontany aho raha misy manana hevitra sy fanazavàna : mitombina ve eo amin'ny fitiavana ny hoe " Tiako izy nefa izaho hisaraka aminy noho ny nataony ? " dia ahoana ny fihevitrareo izany mety ve sa tsia
Atao ahoana no fisaraka @ izany tiana izany 1 segondra monja tsy anilan'ny tiana aza dia toy ny siekla 1
anà manambady frantsay . izy tsy te petraka mada après retraite . tia isaraka izao . tsy manana zaza izahay . akory atao ? ampio dadlahy e
Aoka isika Malagasy, indrindra ireo tanora sy mponina an-tanan-dehibe ao Antananarivo ao mba samy hanaja ny maha-malagasy antsika. Tsy fantatro raha toa ka maha -fehy tanteraka ny teny frantsay izy ireo na tsia. Ny zava - misy dia sady tsy hainn'iizy ireo intsony ny miteny malagasy, ny teny frantsay rahateo tsy fantatro ny tena fahaziany azy. Ho hitany tsara moa izany raha toa ka misy manana fahafahana mivoaka kely an'i Madagasikara izany.Fampieritretana ihany ny ahy.
MANAOANA ARY MALAGASY! TIAKO Y NOSY MALALAKO SY MALAGASY REHETRA.ZAO ATY AMINY FRANCE FA MAMANGY NY FAMILLE ANAY ANY MADAGASCAR; ZAO MANKATIA ANAREO LAHOTRA. E... D'AVIGNON
Ianao manambady vazaha te hipetraka any Mada dia tsy manoro hevitra anao amin'izany fa aleo ihany mipetraka aty ivelany satria iaraha-mahita ny fitiavambazahan'ny vehivavy malagasy sy ny fialonana fa tsara ho anao ny mipetraka aty ivelany,raha ny ahy dia izay no ataoko na dia tsara ary any Mada sady akaiky havana
ho an'i nomena sy popa: tsy nampoziko hoe nareo no anao ahy izao!
ho an'i nourjean ity valim-panontaniana iy: tsy mitombina zany fa raha tia dia mahazaka ny toetrany rehetra matoa tsy izany dia tsy izy
Pages 1