Raha vady Mazava fatinao izyporofoy tsara aloha ,avy eo anotanio tsotra izy,araka ny famaliny no hampitomboanao ny fanotaniana ary amin'ny farany vao alefanao ny tsy azo andavana. eo no ahalalanao hoe mitsotra izy na mbola mihavitra ny hanohy na afa-po tamin'ny nataony, na mbola tia nano koa.Aza manampan-kevitra na inona na inona mitranga fa mitadiava fotoana handinihana tsara na hisaraka na tsia aza mamoaka fanam-pahankevitra mihintsy. Io sosonkevitra io dia hevitr'olonkendry, hoan'ny olona manaja tena , manaja ny fitiavany sy mbola tia, Fialana nenina amin'ny fitiavanao io fa izy ihany no hibitsika aminao hoe tsy tiko intsony izy, tsy noho ny hatezerana intsony fa noho ny famaliany anao. soava