1

Sujet: teny razana (tohiny)

Aloan'ny hikabary ny olona dia mila tsiny:RR,Zoky,Zandry,SNS.Avy eo dia miakatra eo @Razana:izany hoe ambony kokoa vaony velona.Avy eo indray dia ny zanahary;ary farany dia Andriamanitra

2

Re: teny razana (tohiny)

fa angaha zanahary sy andriamanitra tsy olona iray ihany e!

3

Re: teny razana (tohiny)

raikipohy