lisany Fr oa raha hiresaka ten henjana fa tsy tafa mitss. misisika ho anisan ny mafy foana fa ntss.
Tokony ho faly anie lisany hoe mba nisy olombelona mahita hoe tsy mampadoo ny tranon lisany.
Lisany miady tahaka ninn hipetraka eny am morontsiraka, zahay manana 6000Km am nio.
Ny fahitana an lisany am horonantsary no mba hitiavan'olona hoe handia ny any am lisany. Fa ankoatra izay tsitako mitss. Vao miakatra 1centime ny fiainana dia lasa lisany mitokona, pokona kapotsaka.
Efa eo daholo ny vola, ny fahaizana (raha tena tsara fanahy b le mpanoratra), ny fitaovana. Fa lisany mbola kofona foana (trosa ao @ sécu , et C cu vraiment).
zay aloo fa b loatra le tsy hain lisany.
Ary mamerena an ireny mijily any am boite de nuit reny ndray anie e. Nga ny aty aminay biby no aty lisany no miboridana rehefa mandihy. Nenlisany no efa fahazarana no sady mitantana tanana no manao ny tsy fanao.
Ny anay Ra8 tsy mbola nisy namoaka tam Tv hoe manao atinakanjo sisa eny ambaravarankely. Tena biby e! zay no marina.