Sujet: fifaninana sary
Auteurs: nico
Date: 11-09-03 11:47
Salama daholo e
Dia miarahaba anareo mpankafy ny atao hoe arts martiaux na sport de combat, ( Judo, taekwondo, lutte, kick boxing, moraingy, diamanga, kung fu,
boxe, boxe savate, aikido, karate, ... )
fifaninana avy aminareo mpandray anjara, tsotra, mandefa izay sary hitanareo fa tsara indrindra : na manao kimono na tsia fa rehefa sary mampiseho ireo fihetsika amin'ny taranja izay ataoanareo.
Ny loka dia tsy inona fa kimono raha mpankafy ny taranja karate ianao, dobok raha taekwondo; gant sy short raha boxe, raha moraingy moa dia mazava ho azy fa mahazo salaka ( somary asiana fampihomehezana kely fa sao serieux be loatra ) .
Ireo sary alefanareo dia hiseho ao amin'ny site internet amin'ity adiresy ity:
http://perso.wanadoo.fr/nikwon/
aza adino ny anaranao, taona, grady, club, ary indrindra indrindra ny "taille" - nao, ilaina raha toa ka ianao no voafidy voalohany.
ny loka ho an'ny faharoa sy fahatelo ary fahaefatra kosa dia mahazo boky irony mikasika ny arts martiaux itony, raha lutte no ataonao dia boky mikasika ny lutte no azonao , dia toy izany hatrany.
dia mahereza ary .
ny pejy ahitanao ireo sary dia ao amin'ny rubrique ( C ) = concours photo du mois.