Sujet: Soratonon'2004
Misokatra ny fisoratana anarana amin'ny fifaninanana soratononina "Soratonon'2004" izay atoa eto Paris ny faha 20 martsa 2004 tolakandro. Koa dia manainga anareo hisoratra anarana ao amin'ny tranokala www.kolo-malagasy.org.
KOLO