1

Sujet: Fatin'olona teny @ seranana "ROISSY CDG" Frantsa


Tsetsatsetsa tsy aritra...

Araky ny voalazan'ny gazety maimaim-poana tao Parisy "20Minutes" omaly Talata 18 May 2004 dia nisy faty olona hita tany amin'ny seranam-piaramanidina "ROISSY CDG" (Frantsa) ny alatsinainy 17 May 2004 teo.

Tsy fantatra hatramizao ny momba ilay olona na teratany malagasy na vahiny ? fa ny azo lazaina fotsiny arak'io gazty io dia avy any Antananarivo renivohitr'i Madagasikara io raopilanina io...

Araho ity ROHY ity..