1

Sujet: Madagasikara tanindrazako !

Arahabaina isika eto an-toerana sy ireo rehetra any dilambato nahatratra ity asaramanitra.

Ravoravo sy feno hafaliana ny fo amin'ity fahatsiarovana ny fahaleovantenam-pirenena ity.

Koa dia mirary soa sy hasambarana no hany teny ry Malagasy tsy ankanavaka.

Voninahitra anie ho anao ry Madagasikara tanindrazako !