1

Sujet: arbre généalogique

ahoana no hahazoako mijery io arbre généalogique io fa izaho sady taranaky Rainifiringa-Ralaimaholy no taranaky Rainidaoridina

2

Re: arbre généalogique

Fa hono aho ry Lanto, misy havanao ve any amin'ilay tanàna atao hoe Masoandro ? Izaho koa mantsy raha tsy diso aho araka ny nolazain'ny reniko dia taranak'i Rainifiringa. Ary havanay ilay hoe Rafiringa. Sa diso no lazaiko ?